Other News

Exercice de redevabilité : Dix ministres font face aux députés

Le contrôle parlementaire de l’action gouvernementale, se poursuit à l’Assemblée nationale à Tsimbazaza. Ce jour à partir de 10 heures, dix ministres sont appelés à rendre des comptes et défendre leur politique et projet devant les députés. Cette séance de questions-réponses s’annonce déjà électrique. Initialement prévu pour la fin mai, […]

TSELATRA

Lehilahy iray, tokony ho 45 taona, tratran’ny lozam-pifamoivoizana teo akaikin’ny Gab BFV HJRA Ampefiloha, omaly. Nentin’ny olona novonjena haingana tany amin’ny hopitaly ny tenany taorian’izay. Very tadidy anefa izy ka tsy nahafantatra ny toerana nisy azy. Efa natao ny fikarohana ny havany. Nifanampy tamin’ny famonjena azy ny fokonolona teny amin’ny […]

Bemasoandro Atsimondrano: Mpitondra moto maty tsy tra-drano

Tsy nanao aroloha, nandeha mafy, nidona tamin’ny sarety notarihin’omby, ny lehilahy iray nitondra kodiaran-droa teny Ankadilalana, kaominina Bemasoandro, dis­trikan’Antananarivo Atsimon­drano, omaly maraina tamin’ ny 4 ora sy sasany. Nizotra avy amin’ny lalan’Ampasika io mpitondra moto marika Kymco G6 io, araka ny fanazavana avy amin’ny zandarimariam-pirenena. Nifanoha-dalana taminy kosa ny sarety […]

Ambohimanatrika Tanjombato : Nahitana fatin-jaza tsy nisy lohany

Nihoron-koditra ny mponin’i Tanjombato, omaly. Nisy nanary teny Ambohimanatrika ny vatana mangatsiakan’ny zazakely iray. Nihoson-dra sy tsy nisy lohany ny razana. Tsy nisy loha intsony sady mbola niosin-dra ny tendan’ny zaza hita faty teny Ampamoloana, fokontany Ambohimanatrika, kaominina Tanjombato, omaly maraina. Nahatsikaritra fisian-javatra hafahafa teny an-dalana ny mpianatra hamonjy sekoly […]