Other News

« ODD à travers l’Arts- Madagascar »: Malagasy mpanakanto 17 nandray anjara

Nifarana omaly, teny amin’ny Radisson Blu Ambodivona, ny «ODD à travers l’Arts- Madagascar». Hetsika karakarain’ny Galerie ZeeArts avy any Dubaï, miaraka amin’ny Commission de l’Océan Indien (COI) sy ny Rotary Club Antananarivo Ivandry. Malagasy mpanakanto misehatra amin’ny fanaovana sary miisa 17 nandray anjara tamin’ny hetsika. Atri­kasa sy fampirantiana no nandravaka […]

Fantina sy fintina

Handeha mivantana amin’ny TVM/RNM, anio amin’ny 4 ora, ny filankevitry ny minisitra voalohany amin’ ity taona ity. Hitarika izany ny filohan’ny Repoblika sy ny praiminisitra. Tsiahivina fa niato noho ny fialantsasatry ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izany. Nanao rodombe teny Antanimora ireo lohandohany eo anivon’ny vovonana Firaisankina sy […]

Porofo sy vokatra

Handeha mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena, anio, ny filankevitry ny minisitra voalohany amin’ity taona 2025 ity. Taratry ny mangarahara sy ny finiavana hampifandray ny vahoaka amin’ny mpitondra izany. Izay rahateo no mampiavaka ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Manakaiky vahoaka satria mamim-bahoaka. Tsy mbola misy mipika ny fandaharam-potoana sy ny ho vontoatiny. Ny […]

Fifidianana ben’ny Tanàna: hanomboka hivoaka ny 20 janoary ny vokatra

Raha tsiahivina, nanomboka ny 20 desambra 2024 no namoaka ny vokatra vonjimaika tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna ny rafitry ny Ceni teny anivon’ny renivohi-paritany na ny Structure provincial Ad’hoc de traitement des resultats communales (Spatrec). Nano­m­boka izany ny faritanin’ Antananarivo ny 20 desambra 2024. Ny 21 desambra ny […]

Tselatra

Zazavavy roa, 9 sy 11 taona, hita faty natsinge­van’ny farihin’Andraikiba, Antsirabe. Nentina vehivavy iray ireo zaza miisa roa, nanomboka nifampitadiavan’ny fianakaviany, ny alahady tolakandro teo. Hita faty voalohany ilay 11 taona, ny alatsinainy teo. Natsikafin’ny rano ilay sivy taona, omaly. Tsy nisy akanjo, nahitan’ny fianakaviany ratra ny vatan’ireo namoy ny […]