Other News

Fomba Sakalava Menabe: Hatao ny 20-28 aogositra ny « Fitampoha 2026 »

Tontosa soa aman-tsara ny faran’ny herinandro teo ny «Lohavogny 2026 ». Natao tao amin’ny zomban’Andriami­sara izany, izay notarihin’ny Am­panjaka Kamamy Geor­ges. Fomba nentim-paharazana izay notohizan’ny taranaka izy ity any Menabe, izay natao indrindra hanomanana ny « Fitampoha » manaraka, ka nanaovana ireo fanao toy ny famonoana omby, sns. Nivo­aka nandritra ny «Loha­vogny» ihany […]

Tarika Kiaka : Mipetraka amin’ny lazany, 40 taona aty aoriana

Nangoro-mainty ny lapa… Mpankafy rock, fa indrindra mpiondana ny tarika Kiaka ireo nameno azy, omaly. Mbola mitoetra ny lazan’ny tarika. Niteny ny traikefa. Trai­kefa niampy talenta. Talenta be mpankafy ka hipoka ny Lapan’ny Fana­tan­jahantena Mahamasina, oma­ly. Tao ny lava volo, mitafy mainty ny ankabeazany, misalotra hoditra hatrany am-paladia… Tsy tanora […]

VAOVAO TAMBATRA

Nitombo 5 000 Ar avy isaky ny tavoahangy ny vidin’ny entona gazy. Noho ny fampiharana ny tatao 20% avy amin’ny hetra TVA no nahatonga izany, fa tsy mbola noho ny fidangan’ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Lasa 74 000 Ar ny vidin’ny tavoahangy milanja 9 kilao, raha 69 000 Ar teo aloha. Lasa […]

Filatex Energies : Angovo avy amin’ny rivotra 5MW any Antsiranana

Mandroso ny fananganana ny fotodrafitrasa mamokatra herinaratra avy amin’ny rivotra, «éolien» any Antsiranana. Tompon’antoka amin’ny fametrahana azy ny orinasa Filatex Energies, izay fotodrafitrasa faharoa eto Madagasikara. Vo­alohany kosa ny any Tao­lagnaro, an’ny orinasa QMM, izay efa mihodina tanteraka. Miisa enina ny andrim-by lehibe napetraka any Antsi­ra­nana. Hamokatra herinaratra manana tanjaka […]