Nifantoka tamin’ny fampanarahana ireo fenitry ny fiarovana ara-pahasalamana ho an’ny sakafo ny dinika fifanakalozan-kevitra nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fiantohana ara-pahasalamana ny sakafo (JISSA) sy ny faha-20 taonan’ny komity amin’ny fampiroboroboana ny fiantohana ara-pahasalaman’ny sakafo eto Madagasikara. Hetsika natao nandritra ny roa andro, tetsy amin’ny Havoria Anosy. […]
Other News
Task Force : Miroso ny famerenana ny Air Madagascar
Fanamby napetraky ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro (MTM), Andrianavalona Herizo ny hamerina indray ny kaompania Air Madagascar. Efa mitsangana ny vaomiera manokana Task Force, hisahana ny fanatanterahana izany. Anisan’ny fanirian’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, nanaiky ny hamerenana ny kaompania Air Madagascar nandritra […]
Mondial 2026 : Fihaonana andrasan’ny maro ny an’i Bresil sy i Maroc
Afaka efatra andro eo, hanomboka indray ny fetin’ny baolina kitra maneran-tany, na ny Mondial 2026, izay hatao any Meksika, Etazonia, Canada. Ny fifanandrinan’i Meksika sy Afrika Atsimo, moa no hanokatra ny lanonana, ny 11 jona ho avy io, ao amin’ny Estadio Azteca. Fa anisan’ireo fihaonana tena andrasan’ny mpankafy baolina kitra […]
Basikety-World Cup 3×3 : Top 12 ny Ankoay sokajy lehilahy
Nifarana teo amin’ny dingana ampahavalon-dalana ny lalan’ny Ankoay lehilahy, tao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, natao tany Pologne, ny 1 hatramin’ny 7 jona lasa teo. Na resy aza nefa ny Malagasy, nanoratra tantara satria tafiditra anatin’ny Top 12 maneran-tany eo amin’ity taranja ity. Tsy vitan’izany, ekipa tompondaka […]
Fifanintsanana lalao olympika 2028 : Ady sahala 1 no ho 1 ny an’ny Barea vehivavy sy i Soudan Atsimo
Tsy nisy tafavoaka ho mpandresy ny lalaon’i Soudan Atsimo sy i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny Lalao Olympika 2028, ho an’ny taranja baolina kitra sokajy vehivavy. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1, ny roa tonta, omaly, tany Soudan Atsimo. “Sady tsy resy no tsy nandresy ”! […]







