« Festival du rire Jokôsô »: maro ny liana tamin’ny atrikasa hatsikana

Manomboka tafiditra tsikelikely ao an-tsain’ny mpankafy hatsikana malagasy ny “Stand up”. Mbola maro anefa ny ezaka miandry ny tomponandraikitra amin’ny fampivoarana ity karazana hatsikana ity.

Atrikasa ho an’nyhatsikananiarahanatamin’ny “Gasy Stand Uppers” no nanohizanany “Festival de rireJokôsô”andianyfaharoa. Tenyamin’nyIvontoeran’nyKolotsaina Malagasy (IKM) Antsahavola no nanatanterahanaizany,nymarainan’nyzoma18 novambra 2022. Nisongadinatamin’izanynyfampianaranahatsikanasyfampahafantaranany “Stand up”. Ny “Stand up”izaykarazanahatsikanaataon’olon-tokana, tsyampiasanafitaovana.

“Somaryvitsynympandrayanjaratamin’itytaonaity, nohonyolanakelyteoamin’nylafinyseraseraavyaminaympikarakara”, hoyiRaitra,tomponandraikitryny “Festival du rireJokôsô” andianyfaharoa. Liana amin’nyhatsikanany Malagasy, indrindra ny tanora. Maronynanirynyhandrayanjara,saingyefataraikyvaonahafantatranyfisian’nyhetsika.“Hisynyhetsikahokarakarainamatetikahampiharan’ireonanndrayanjara nynianaranyrehefa vita ny “Festival”, arakanynambaran’iRaitra,filohan’ny “Gasy Stand Uppers”.

Ho tohin’nyfankalazana. Ny asabotsy 19 novambra 2022,amin’ny 9 oramaraina no hampiharan’izaynandrayanjaratamin’nyatrikasanynampitainataminy, aoamin’ny “Maison de l’Entreprenariat” Ambohijatovo. Ny hariva,sehohatsikanaamin’nytenyfrantsayenyamin’ny “Alliance Française”Andavamamba. Seholehibeenyamin’ny “Kudéta” Anosy,nyalahady 20 novambra 2022 no hamarananany“festival durireJokôsô” andianyfaharoa.

 

Lin ( Mpianatraasa)

Partager sur: