Vono olona atsy, fakana an-keriny aroa. Sorona? Fa misy inona?… Mikorontana ny fiainam-piarahamonin’ny Malagasy. Firenena voaozona? Misy mamboly horohoro? Voakitika ny tontolon’ny fanabeazana sy ny kolontsaina. Tsy voahaja intsony ny soatoavina. Nanjary mora sy tsotra amin’ny Malagasy ny mandatsaka aina, sns. Mikorontana ny fiainam-piarahamonina malagasy. Mahazo tsiny ny fanabeazana. Tsy […]
kolon-tsaina
Feo Gasy: hitohy any Eoropa ny seho
Fiverenana an-doharano. Izay no azo hamehezana ny seho nataon’ny Feo Gasy ny sabotsy teo, tetsy amin’ny CCI Ivato. Manamarika ny fiverenan’ny tarika eo amin’ny fitetezam-pirenena iny, ka niniana natomboka taty an-tanindrazana. Hitohy amina daty maromaro any Eoropa izany, aorian’ izao, ka ao France ny ankamaroany. Seho nanjakan’ny tamberina sy tsiahy […]
Seho faran’ny herinandro: samy nahazo ny anjarany ny teto an-drehivohitra
Rap, vazon’ny tanàna, vazo miteny, rock, ba gasy… samy nanana ny mpankafy azy ireo fampisehoana teto Antananarivo, indrindra ny omaly. Hahafeno ny toerana daholo ve ireo? Fanontaniana napetraky ny maro mahakasika ireo fampisehoana marobe izay nitranga ny faran’ny herinandro teo izany, indrindra teto Antananarivo. Nivoaka ny valim-panadinana: samy afaka avokoa! […]
TARATRY ny KANTO
Tsy ampy ny fianarana zavakanto mandritra ny fotoam-pialantsasatra lehibe. Hevi-diso eo amin’ny ray aman-dreny ny hahita vokatra tsara sy vetivety amin’ny zanany, rehefa mianatra zavakanto na asa tanana ao anatin’ny volana iray na roa. Mialoha ny hianaran’ilay zaza na tanora. Tokony hanazava ny mpampianatra fa tsy vita ao anatin’io fotoana […]
Mozika sy hira : Manajary mozika mitoetra i Ranto
Tanjon-dRakotoarimanana Niry Ndranto na Ranto amin’ny fikirakirana ny mozika ny hamokatra kanto an-kira mitoetra sy mipetraka mahatety vanim-potoana maro mifandimby tahaka ny efa nataon’ireo mpanakanto andrarezina maro. Nanteriny fa «manamora ny famokarana ny mozika ny fisian’ny teknôlôjia ankehitriny, saingy, mila apetraka mandrakariva manoloana izany ny fanomezan-danja ny lafiny famoronana avy […]




