Auteur/autrice : Adnews

Fampirantiana roa lehibe : Feno 10 taona ny Fondation H

Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hoenti-ma­namarika ny faha-10 taonan’ ny Fondation H, etsy Amba­tomena, lalana Refo­taka, hosokafana ny 13 novambra izao, eny an-toerana, ny fampirantiana roa lehibe. « Maso­andro amam-bolana », hampirantian’i Temandrota ny sanganasany. Eo ambany fitarihana sy fandrindran’i Tamsin Hong sy Hobisoa Raininoro. « Masoandro amam-bolana », hanasongadina ny tontolon’ny kanto, ny zava-panahy, […]

Basikety 3×3 – «Alley Hoop» : Hitsirihana ireo ho Ankoay

Hotontosaina ny 24-25 oktobra ho avy izao, ao Maha­masina, ny fifaninanana basikety lalaovin’olona telo, sokajy lahy sy vavy, “Alley Hoop” andiany fahavalo. Hetsika ara-panatanjahantena karakarain’ny filoha tale jeneralin’ny RDJ, Rasolojaona Tahiana (Jaytaxx) sy ny Federasio­nina malagasin’ny basikety (FMBB) ary tohanan’ny orinasa Oran­ge Madagascar sy ny Star. Raha ny fanazavana azo […]

Basikety – “ROAD TO BAL” : Faharesena faharoa ho an’ny CosPN

Mbola ratsy ihany ny vokatra ho an’ny solontena malagasy, CosPN, tamin’ity andro faharoa, fifanintsanana hiakarana amin’ny “Elite 16”, tafiditra amin’ny ady tapakilan’ny “Road To Bal” ity. Resin’ny Namuwongo Blazers, Ogandey, 99 no ho 56 ry zareo, omaly. “Tsy nahomby! ” La­von’­ny Namu­wongo Blazers, Ouganda, ekipa mpampiantrano, tamin’ ny isa 99 […]

Filatex Properties : 100 000 m2 ny velaran-tany nanorenan-trano

Mpanohana ofisialy ny Salon international de l’habitat (SIH), andiany faha-27, atao eny amin’ny CCI Ivato, ny 22 hatramin’ny 25 oktobra 2026, ny orinasa Fila­tex. Tsy vaovao amin’ny lafiny fanorenan-trano ity orinasa ity, satria efa nisehatra tamin’ izany teto Madagasi­kara, nandritra ny 14 taona. Manome tolotra, trano tsara kalitao sy maoderina, […]