Mozika rap: Hiaka-tsehatrany X-Crew

Nametrakatsangambato ho an’nymozika rap etoMadagasikaraarymbolamanohynylalanyny X-Crew 102 Kara. Hiaka-tsehatraindrayizyireo,nyasabotsy 26 novambra, manombokaamin’ny 2 oratolakandro, etsyamin’nyEspace MonUniv’hairMausolée, en face arrét 194. Azo lazaina ho nitaizanysofin’nymaronandritranyfotoanaelaihanynymozikan’izyireoaryefamaronysehatrananehoanynymahaizyazy. Hotronin’ny DJ Bazu-k Selektaizyamin’izany. “FianakavianaIsoka” nylohatenynampitondranaityseho an-tsehatraity.Tsyhijanonaeo fa mitohyhatranynysehoataon-dry zalahyiretoanomezanafahafaham-po nympanarakaazy. Fotoanairayityhihaonan’izyireoamin’nympankafyazy ka antenainahahazonyanjaranyavynympanatrikaizany.Hetsikakarakarain’ny 2M ahitanaan’iMiora Killahsyi Jessyizyity,izaympanao rap ihanykoa.Misynytambajotran-tseraseraRakotonjanahariniainaMiora, ho an’ireomilafanazavanafanampiny.

Narilala

Partager sur: