Tselatra

Fiara voalaza fa an’ny manamboninahitra iray no nandona ka nahafaty lehilahy iray teny amin’ny lalan’ny Rocade Iarivo afakomaly alina. Noho ny fanamboarana teny an-toerana, nizotra tamin’ny lalan-tokana ireo fiara sy moto mpivezivezy araky ny nambaran’ilay tovolahy iray naman’io namoy ny ainy io. Voafaokan’ny fiara nentin’io manamboninahitra io arak’izany izy roalahy ka maty tsy tra-drano ny iray. Tapa-tongotra vokatr’io ity namany izay manaraka fitsaboana.

Partager sur: