6 mirahalahy mianaka ireo mpitsara iraisam-pirenena, amin’ny taranja Tae-kwon-do, mandritra ny lalaon’ny Nosy, hotanterahina eto Madagasikara, ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao. Anisan’ireo voafantina ao anatin’izany, Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague. Raha tsiahivina, mipetraka any Frantsa ny tenany ary manampahaizana manokana amin’ny fihetsika mirindra “poomsae”. Efa nandrombaka ny tompondakan’i Afrika sy Eoropa. Efa nampiofana ireo mpikatroka teto Madagasikara ihany koa.
Tompondaka
Ireo mpitsara iraisam-pirenena
1) Laban Frederiksen: 7ème dan kukkiwon, arbitre et juge international, Technical Delegate et chairman referee.
2) Nicolas Randriamiandrisoa: 6ème dan kukkiwon, arbitre et juge international.
3) Madadi Saeid : 5ème dan kukkiwon, arbitre et juge international.
4) Philippe Bernard: 7ème dan kukkiwon, juge international
5) Sylvestre Yan Too Sang: 8ème dan kukkiwon, arbitre et juge international
6) Etienne Bernard : 4ème dan Kukkiwon, juge international