“Pureplay Football League”: hanafika ny Fosa Jr ny Ajesaia

Hotanterahina anio sy rahampitso ny andro fahatelon’ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)”, taranja baolina kitra. Hisongadina amin’izany ny lalaon’ny Fosa Jr Boeny sy ny Ajesaia Bongolava, ho an’ny kaonferansy atsimo. Fihaonana hatao ao amin’ny Kianja Rabe­manan­jara Mahajanga, ny alahady ho avy izao.
Hanalavela ny ekipan’i Bongolava amin’ity. Raha tsiahivina, resin’ny Fosa tamin’ny isa 3 no ho 1 izy ireo, tamin’ny taon-dasa.

Fitia Randria

Kaoferansy avaratra
Sabotsy 24 febroary
Kianja Elgeco Plus Stadium
2 ora : Elgeco Plus vs Inate FC Rouge
Alahady 25 febroary
2 ora : Disciples FC vs 3FB Toliara
Kianja Manakara
2 ora : Dato FC vs CFFA
Kianja Imerintsiatosika
2 ora : Mama FC vs Zanakala FC
Kaoferansy atsimo
Sabotsy 24 febroary
Kianja Ambatondrazaka
2 ora : AS Fanalamanga vs Tsaramandroso FC
Kianja Mahajanga
2 ora : Fosa Junior vs Ajesaia
Alahady 25 febroary
Kianja Mahitsy
2 ora : Cosfa vs Uscafoot
Kianja Ambanja
2 ora : KFCA Diana vs Asa Diana

Partager sur: