Mois : février 2024

Ralambomahay Toavina: “Marefo ny mpanohitra ary toy ny tsy manana herijika hijoroana”

Fiteny mandrakariva ny hoe ilaina ny mpanohitra. Aiza ho aiza amin’izao? Manana ny fijeriny ny mpikamban’ny biraon’ny antoko Humaniste et écologiste sady mpamakafaka politika, Ralambomahay Toavina,: “Hatramin’izao aloha, marefo ny mpanohitra ary toy ny tsy manana herijika hijoroana “. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Aiza ho aiza ny mpanohitra amin’ izao? […]

TARATRY ny KANTO

Lany avokoa ny tapakila! Izay mikasa hanatrika ilay fampisehoana “Fa ianareo roa”, hotontosain’i Njakatiana ny zoma izao, etsy amin’ny Le Pavé Anta­ninarenina, dia tsy maintsy hanova fandaharam-potoana raha toa ka tsy mbola nahazo tapakila. Nifarom­bahan’ireo maika te hihanoka ny kanto sy ny fitiavana an-kira homanin’ity mpanakanto ity mantsy ny toerana […]

« Bob Marley : One love » Nivoaka ofisialy omaly

Naseho voalohany, omaly, tao amin’ny le Grand Rex, tao Frantsa, ny sarimihetsika « Bob Marley : One love ». Horo­nantsary mampahafantatra ny momba an’i Bob Marley, izay anisan’ny kintana sy andrarezin’ny gadona Reggea, izy ity. Niatrika ny famoahana izany sarimihetsika izany i Ziggy Marley, zanak’i Bob Marley. Araka ny nambaran’i Reinaldo Marcus Green, […]

Mahazo vahana ny karazam-pety: Arediredin’ny kolontsaina vahiny ny Malagasy

Manana ny fomba amam-panaony ny Malagasy. Voatosiky ny an-dry zareo vahiny anefa izy ireny ka manomboka tsy tazana intsony eto Madagasikara. Tsy very na takony fotsiny fa voasolo… Vao omaly, nanamarika ny « Fetin’ny mpifankatia » ny Malagasy. Raha ny fahafantarany (Malagasy) azy, amin’io vanim-potoana io no mifanolotra fitia na manamafy ny […]