Mois : février 2024

Fetin’ny mpifankatia : fotoana hanamafisana ny fifankatiavan’olon-droa

Fotoana iray hanaporofoana ny fitiavana amin’ny alàlan’ny zavatra maro ny andron’ny mpifankatia. Toy ny fanomezana fehezam-boninkazo, teny mamy ary sakafo hariva any amin’ny trano fisakafoanana… Lasa andro manan-danja ho an’ny orinasa maro manararaotra amin’ny vidin’ entana kosa ny 14 febroary. Mankalaza ny 14 febroary ho fetin’ny mpifankatia avokoa ny firenena maro maneran-tany. Anisan’izany i Madagasikara. Tanora eo anelanelan’ny 22 hatramin’ny 35 no betsaka […]

FANTINA sy FINTINA

Tratra ny 13 febroary teo ny tovolahy iray, nivarotra varika roa tanaty tambajotra sosialy. Naterina eny amin’ny valanjavaboahary Tsimbazaza ireo varika ireo, hanaraha-maso ny fahasalamany. Niara-nisalahy ny fisamborana ilay tovolahy ny sampana miady amin’ny kolikoly, DULC, ao amin’ny minisiteran’ny Medd sy ny polisim-pirenena. Miisa 6 mianadahy ireo niofana mikasika ny […]

Fanajariana vahoaka

  Lehibe, voalohany, maika amin’ny asa fampandrosoana ny fiainam-bahoaka amin’izao? Ny maha olona hoe anisan’ny loharanon-karena amin’ny fampandrosoana amin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao. Izay ilay hoe sosialim-bahoaka. Tsy hisy hadino? Ho hita eo… Fa manao ahoana koa ny vahoaka ifotony amin’izay fihetsehana sy fisitrahana fampandrosoana izay? Vonona hiova sy hiasa ary […]

Sakafo biolojika : omen-danja any Alemaina ny vehivavy

Atao any Nuremberg, Alemaina, ny 13 hatramin’ny 16 febroary izao, ny hetsika iraisam- pirenena mikasika ny fambolena sy ny sakafo biolojika Biofach. Mandray anjara amin’izany koa i Madagasikara. Lohahevitra noraisina tamin’ity andiany taona 2024 ity ny hoe : « Sakafo ho an’ny ho avy : fiantraikan’ny rafitra ara-tsakafo maharitra amin’ny vehivavy ». Nasongadin’ny […]