Antokom-pihira anisan’ny maro mpitia ny Tanora Masina Itaosy sy ireo sanganasany. Lalan-davitra no naleha. Naneho ireo vokatra nampanantenaina izy ireo, omaly. Nampita hafatra lehibe ihany koa. … Fampisehoana an-tsehatra goavana be nampitondraina ny lohateny « Ny tia dia… », notontosaina tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina. Nandritra ity seho ity ihany […]
Mois : février 2024
Harinkarena : mihalafo ny vidim-piainana eto Madagasikara
Mihamafy ny fisondrotry ny vidim-piainana manerana an’i Madagasikara. Teo amin’ny 6,9% tamin’ny 2022 niakatra 11,3 % tamin’ny 2023, izay nokajiana 10,5 % taorian’ny jona 2023 ihany ary 8,5 % amin’izao fiandohan’ny 2024 izao, saingy mifanohitra amin’izay ny zava-misy. Nandalo tsy fahampian’ ny fitomboan’ny harinkarena sy fahantrana lalina i Madagasikara, am-polo […]
FANTINA sy FINTINA
Nahazo fanasana hanatrika ny ”Sommet mondial des gouvernements », hatao any Dubaï, ny 12 hatramin’ny 14 febroary izao, ny filoha Rajoelina Andry. Handray fitenenana izy rahampitso, manoloana ireo delegasiona marobe miatrika ity fivoriambe ity. Ny filoham-pirenen’ny Emirats Arabes-Unis, Mohamed Ben Zayed Al Nahyane, no nandefa ny fanasana. “Mitohy ny asan’ny vovonan’ny […]
Fiatrehana fifidianana : tombontsoa ny fanaovana fanentanana
“Hamafisina ny fanentanana ny olom-pirenena amin’izay fisoratana anarana izay. Tombontsoa ho an’ny antoko politika sy ny firaisamonina sivily ny manamafy an’izay fanentanana izay, satria fifidianana manakaiky vahoaka ny hatao manaraka eo: ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsaina ary ny depiote, izay olom-boafidy tena fidodododoan’ny olom-pirenena amin’izay hanehoany ny hetahetany sy […]
Ny taky… fitaka
Ny toky fitaka fa ny atao no hita. Manome toky izay hamitaka. Izay no maha fitaka ny fitaka: endrika ivelany fa tsy arakaraka ny vava izay atao, amin’ny farany vao hita ny fitaka mahavoa. Izay itokisana no mamitaka? Izay tsy itokisana kosa na efa fantatra ny toetrany sy ny […]