Mois : février 2024
Ndao Hanavao: Incuber les jeunes au recyclage des déchets
Fabriquer des papiers à partir des algues invasives est désormais possible. Une première restitution des résultats des ateliers s’est tenue le vendredi 02 février dernier, au laboratoire de Ndao Hanavao à Ilafy. Ndao Hanavao est un laboratoire de design social dans lequel on forme des jeunes en situation difficile pour […]
Fampiroboroboana ny angovo azo havaozina: misokatra ny antso an-tetikasa ho an’ny FIER
Vahaolana entina hampihodinana ny fiainana andavanandro sy ny tontolon’ny fandraharahana ny fisitrahan’ny tokantrano tsirairay ny angovo azo havaozina. Nampahafantarina, omaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy ny tetikasa «Financement intégré pour les énergies renouvelables » (FIER), tahirim-bola ho an’ny angovo azo havaozina. Tetikasa hanaovana tohana ara-teknika sy ara-bola ho an’ny sehatra tsy miankina […]
VAOVAO TAMBATRA
Azo ahena 15 andro ny fanaovana tolobidy amin’ny tsenan’asam-panjakana. Tokony ho 30 andro io fe-potoana io, saingy misy ny andinin-dalàna mamaritra io fampihenana io, fa tsy maintsy ankatoavin’ny filankevitry ny minisitra kosa anefa. Anisan’ny antony hanaovana izany ny tranga amin’ny fanaovana asa maika noho ny hamehana. Bankin-tsakafo miisa 10 no […]
Sandam-bola : mitontongana ny vola malagasy
Ain-dehibe ho an’ny firenena ny tanjaky ny vola sy ny toekarena ananany. Singa iray ao anatin’ny fampandrosoana ny toekarena ny tontolon’ny fandraharahana, indrindra ny fanondranana entana any ivelany sy ny famerenam-bola azo avy amin’izany (rapatriement des devises). Mbola ambany anefa io taha io raha ho an’i Madagasikara, anisan’ny antony mampitontongana […]