Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra notarihin’ny filoha Rajoelina teny Iavoloha, afakomaly, ny firosoana amin’ny famolavolana ny paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly (SNLCC) vaovao. Mamarana ny taona fampiharana ny paikady nandritra ny 10 taona i Madagasikara ankehitriny (SNLCC 2015-2025). Fotoana lavalava ny famolavolana ny paikady, izay andraisan’ny rehetra anjara toy ny sehatra miankina na […]
Mois : février 2024
Tsy ampy ny mahitahita !
Nanamarika ny herinandro madiva hifarana, ny fotoam-pitsarana ireo olona rehetra voasambotra nandritra ny hetsika fotsy, ny volana oktobra sy novambra 2023. Nisy ny mpanao fihetsiketsehana, nidina an-dalambe nanampy ny vondron’ny kandidà 11. Teo ny mpitarika sendikà, mpampianatra mpikaroka teny amin’ny oniversité. Manginy fotsiny ny manamboninahitra ambony izay nampangaina fa […]
Minisitra Andriantsitohaina Naina : «Tanjona ny hahatokisan’ny vahoaka ny fanjakana mpitantana »
Minisitera mitondra fanovana lehibe amin’ny fomba fiasa ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Maro ny vinan’asa, misy ny paikady hanatrarana izany. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety, teny amin’ny biraon’ny « Fonds de développement locale » (FDL) Anosy, omaly, ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina. […]
TSELATRA
Jiolahy iray voasambotry ny polisin’ny Sag sy ny CSP5 Mahamasina teny Anosy, afakomaly. Nanao ny asa fisafoana sy fitandroana ny filaminana teny amin’iny faritra iny toy ny fanaony ny polisin’ny Sag ka nahita jiolahy hafahafa fihetsika. Niroso tamin’ny fisamborana azy avy hatrany ny polisy. Nandositra anefa izy ka raikitra teo […]
Nampangain’ny akanjony: tratra ny andian-jiolahy nanolana ankizy
Niaiky ny helony ireo jiolahy! Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’ Arivonimamo rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo 13 lahy tompon’antoka tamina fanafihana narahina fanolanana tao Arivonimamo, ny faran’ ny volana janoary lasa teo. Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana mahery vaika tao an-tanànan’i Tsaontsaona, fokontany Ambohitrandraina, kaominina Ambohimandry, distrikan’Arivonimamo, tamin’ io fotoana […]