Mbola mampiady hevitra ny sasany ny amin’ny anto-bola firotsahan-kofidina ho depiote. Nakarin’ny governemanta ho 20 tapitrisa Ar izany, raha 10 tapitrisa Ar ny tolo-kevitry ny Ceni. Manazava ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava: “Tsy mamatotra ny governemanta ny tolo-kevitry ny Ceni momba ny anto-bola”. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny tolo-kevitry […]
Mois : février 2024
TARATRY ny KANTO
Tsy ao anatin’ny komity mpikarakara ny Taombaovao malagasy ny Zanadranavalona. Io ny fanambarana nataon’ny filohan’ity fikambanana ity, izay nilaza fa tsy anisan’ireo nakan-kevitra amin’ilay daty marimaritra iraisana tapaka, ny « Taombaovao fidiovana » ny 11 marsa sy ny ny « Fetin’ny hasim-pirenena » ny 3 septambra izy ireo. Mikarakara fifaninanana teatraly iraisan’ ny sekoly, […]
Razanajatovo Raymond: « Samy hafa ny Taombaovao sy ny Alahamady »
Milaza ny heviny momba ny tokony hanavahana ny «Taombaovao sy ny Alahamady» Razanajatovo Raymond (Pasteur misotro ronono, mpanoratra, filohan’ny fikambanana Famailahy). Araka ny fanazavana nomeny, fararano fanatanterahana santa-bokatra na santa-bary ny Alahamady». «Talohan’ ny nahaterahan-dRalambo, efa nankalaza io tonon-taona io (santa-bokatra) ireo fanjakana maro madinidinika teto Imerina, Arivonimamo…», hoy Razanajatovo […]
“Tamberina sy tsiahy” : haverina manontolo ny hiran’i Jerôme Randria
“Tamberina satria hamerenana ny sanganasan’i Jerôme Randria. Tsiahy ho an-dRailôla koa anefa io”, hoy ny nambaran’i Thony Chriss. Mikasika ilay fampisehoana izay hotontosaina ny alahady 3 marsa izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Hiran’i Jerôme Randria zato sy isan-jato no hotontosain’ireto mpanakanto ireto, amin’io fotoana […]
Esther Randriamamonjy: mahaliana ny olona ny velakevitra sy ny asa sorany
Ankavitsiana sisa ny mpanoratra ao anatin’ny fandaharam-pianarana mbola velon’aina, ankehitriny. Anisan’izany i Esther Randriamamonjy. Mahazo tombony manokana ireo miatrika ny fampirantiana ataony, noho ny fahafahana mitafa mivantana aminy. Ao anatin’ny fampirantiana ny sanganasan’i Esther Rasoloarimalala Randriamamonjy, ny ao amin’ ny Tranomboky Monisipaly Analakely, amin’izao fotoana izao. Hetsika nanomboka ny 23 febroary ary […]