Investigation
Ronaldo l’Ambianceur
Fanomanana ny fidiran’ny mpianatra : mihena ny isan’ny tabliers zairin’ireo mpanao zaitra tsena
Art Malagasy, eny amin’ny lalam-pirenena faha fito
Monsieur Lifou
Tsy aritra ery rehefa mandalo eny Andohalo ny mijanona kely mihinana lifou. Efa 30 taona izay i Andriamatoa Hylliard no mivarotra ireto tsakitsaky ireto, ”Lifou” moa no fahafantaran’ny olona azy hatrizay. Androany dia entinay mitsidika ny tontolony ianareo, tontolo feno fahatsiarovana sy tantara ho an’ny maro.