Other News

“Fagnotsafa 2025” – Toamasina: novelabelarina ny fivoaran’ny zavakanto

Inona ny zava-misy? Inona ny olana? Inona ny vahao­lana? Fanontaniana nezahina nitondrana valiny avokoa ireo, mahakasika ny lohahevitra “Ny fivoaran’ny tontolon’ny zavakanto eto Toamasina”. Ampahany tanatin’ilay hetsika “Fagnotsafa 2025”, notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny adihevitra, tao amin’ny efitrano lehiben’ny Tranoben’ ny serasera sy ny kolontsaina, Masôva 501. Hetsika natao […]

Rabary Paul: “Raiamandreny fa tsy mpanohitra ny mpitondra fivavahana”

Nitondra ny heviny mahakasika ny fanehoan-kevitry ny mpitondra fivavahana, tato ho ato, Rabary Paul. Raiaman­dreny fa tsy mpanohitra izy ireo, araka ny nambarany. “Tsy azo sokajina hoe mpanohitra ny mpitondra fivavahana, fa mijoro amin’ny fahamarinana”. Izay ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Ny fireneko sady mpandinika fiarahamo­nina, Rabary Paul, momba ny […]

Sombim-baovao

Laharana fahadimy eto Afrika ny Ankoay, sokajy lehilahy, ho an’ny basikety lalaovina olona 3. Io ny filaharana navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenena (Fiba), ny fiandohan’ny herinandro lasa teo. Laharana fahenina kosa ny sokajy vehivavy. Hifandrombahin’ireo klioba atsy Seychelles ny mpilalao baolina kitra avy eto Madagasikara, amin’ izao fotoana. Sesilany ireo mifindra lasy […]

“Afrobasket 2025”: hatao eto Madagasikara ny fifanintsanana

Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina eto Madagasi­kara, ny 21 ka hatramin’ny 23 febroary ho avy izao, ny tohin’ ny fifanintsanana ho an’ny vondrona D, amin’ny fiatrehana ny “Afrobasket 2025”. Efa ao anatin’ny fanomanana izany ny Elefantan’i Côte d’Ivoire amin’izao fotoana. Ho fiatrehana izany, niantso mpilalao miisa 23 ny mpanazatran-dry […]