Tanterahina ny sabotsy 11 janoary izao, eny amin’ny Cites des Cultures Antaninarenina, ny velakevitra « La photographie documentaire et le photojournalisme : lumière en temps de crise ». Ao anatin’izany no hiresahana mahakasika ny maha izy ny sary pika eo amin’ny horonantsary fanadihadiana sy eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety. Iako […]
Other News
FJKM Ambatonakanga: hanolotra ny « Epifania maneran-tany » ny Afatra
Tamin’ny alalan’ny Afatra (Antoko mpihira Fifohazana Ambatonakanga Tranovato), avy ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga, lasa toeram-piderana ho an’ny fetin’ny Epifania ny ao Ambatonakanga. Nanomboka ny taona 2014, tsy nitsahatra nanolotra antsan’ny Epifania ny Afatra. Epifania, ankalazaina isaky ny alahady faharoa aorian’ny Krismasy. Ny alahady 12 janoary izao, hanolotra ny amboaran-kira […]
Kolontsaina isam-paritra: mila omena lanja ny haren’ ny fahasamihafana
Efa misy ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahasamihafan’ny kolontsaina (JMDC). Fanapahan-kevitra ahatarafana fa mila omen-danja ny kolontsaina tsirairay mba hisian’ny lamina tsara petraka ao anaty fiarahamonina. Ho an’ny mpandinika momba ny fifandraisana sy fifamatoran’ny kolontsaina sy ny fiarahamonina: « voajanahary ho an’ny zavaboahary ny fahasamihafana”. Noho izany, mila omena […]
Vaovao tambatra
Ho tapaka ny fifamoivozana amin’ny lalam-pirenena faha-2. Voakasik’izany ny eo amin’ny PK 61 hatramin’ny PK63, anio zoma, ny talata 14, ny zoma 17, ny talata 21 ary ny zoma 24 janoary. Antony, noho ny fanapoahana vato ilaina amin’ny fanamboaran-dalana. Tsy misy ny fivilian-dalana, mandritra ireo fotoana ireo. Tsy ampy 100 000 […]
Famokarana: tokantrano 6 650 nisitraka masomboly
Mitotaly 6 650 ireo tokantrano nisitraka tapakila elektronika mitentina 40 dolara ahazoana masomboly ho an’ny taom-pijinjana manaraka. Hetsika natao nandritra ny Tsenaben’ny masomboly tao amin’ny faritra Androy sy Anosy ary Atsimo andrefana, nokarakarain’ny FAO, ny volana novambra teo mba hisitrahan’ireo tokantrano sahirana masomboly voafantina sy ara-kalitao. Tafiditra ao anatin’ny fanavaozana natao […]