La lutte contre les Violences basées sur le genre (VBG) se poursuit. Vingt-six (26) acteurs engagés dans ce combat, issus de quatre districts de la région Atsimo-Andrefana, à savoir Toliara, Sakaraha, Betioky et Ampanihy, viennent d’achever une séance de formation sur le sujet. La gestion des cas de VBG, selon […]
Other News
Météo: Saint-Sylvestre et Nouvel An sous la pluie
Dame pluie sera au rendez-vous ce jour selon les prévisions météorologiques. Toutefois, aucun phénomène météorologique extrême n’est à craindre tout au long de cette semaine. Le dernier jour de l’année sera arrosé. C’est le cas dans la partie Ouest et Nord du pays, à savoir dans les régions Menabe, Melaky, […]
Tsipy kanetibe : Hiatrika fihaonana iraisam- pirenena 4
Feno ny fandaharam-potoan’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM), ho an’ny taona 2025. Maro ny fihaonana iraisam-pirenena tsy maintsy hatrehina, anisan’ izany ireo fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany. Miavaka ny amin’ity satria voakasik’izany avokoa ireo sokajy rehetra. Miisa 4 izany ka eo aloha ny an’ny olon-telo miaraka, vehivavy, tanterahina any Douai France, […]
Karate-2025: Fifaninanana iraisam-pirenena maro no miandry ny federasionina
Ankoatra ny fampivondronana izay hitsongana ny handrafitra ny ekipam-pirenena, eo amin’ny taranja karate, efa miomana sahady amin’ireo fifaninanana iraisam-pirenena ny Federasionin’ny karate-do malagasy (FKM). Maromaro ireo fandaharam-potoana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena miandry azy ireo, amin’ iny taona 2025 iny. Anisan’ izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy Cadet, Junior, […]
DAKA AN-JORONY: Ny mitafa tsy misy vola resa-poana
Ny vola, hono, no hozatry ny fiainana. Marina tsy hiadian-kevitra izany fa amin’izao fotoana izao izay rehetra atao mila vola avokoa. Eny fa na ny miresaka fotsiny aza, dia efa resa-bola. Rehefa tsy misy ny vola hilaozan’ny olona fa mandany fotoana azy fotsiny. Izany tokoa ny hoe: ny mitafa tsy […]