Other News

Antsa Noely – Chorale Orimbato: Hanolotra ny seho «Misandrata»

Tahaka ny fanaony isan-taona. Hanamarika ny Noely ny Chorale Orimbato avy ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Hisy hatrany ny maha samihafa ny seho tsirairay. Hira manamarika ny andro Noely, amin’ny teny malagasy, frantsay sy anglisy, miaraka amin’ny fitafiana manokana. Ireo no anisan’ny hampiavaka ity Antsa Noely « Misan­drata » atolotry ny Chorale […]

Youth Connekt Afrika 2025: Vonona tanteraka amin’ny fampiantranoana i Madagasikara

Efa mipetraka avokoa ny fandaminana rehetra momba ny hetsika ho an’ny tanora eto Afrika, izay hatao eto Madagasikara, ny taona 2025. Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny Fana­tanjahantena (MJS), Marson Moustapha Abdulah, omaly, teny amin’ny Novotel Ivandry, fa efa vonona tanteraka i Madagasikara amin’ny fampiantranoana ny fivoriambe faratampony ho an’ireo […]

Tao aorian’ny fifidianana: “Marary ny firenena sy ny demokrasia”, hoy Randrianirina Ignace

Naneho ny heviny manoloana iny fifidianana ben’ny Ta­nàna ny 11 desambra teo iny ny filoha mpiara-mitantana ny MFM, Randrianirina Ignace na Ramasy. Nohitsiny fa betsaka ny lesoka tamin’izany. Nanom­boka tamin’ny fikarakarana ny fifidianana izany ka hatramin’izao hivoahan’ny voka-pifidianana izao. “Antony nahatonga anay miteny hatrany ny tokony hanadiovana ny tokotany aloha”, […]

Randriamasinoro Ny Riana: « Tsy izahay no resy fa ny fahamarinana sy ny vahoaka »

Anisan’ireo antoko tonga teny amin’ny foiben’ny Vao­miera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) teny Ala­robia, ny antoko Tiako i Mada­gasikara (Tim). Nitarika izany ny sekretera jeneralin’ny antoko, Randriamasinoro Ny Riana. Hanao fampitoviana ny voka-pifidianana teo am-pelatanan’izy ireo, araka ny vokatra avy amin’ireo delegen’ny antoko amin’ny eo am-pelatanan’ny Ceni. Tsy nahazo […]