Notanterahina teny amin’ny Kianja mitafo ANS Ampefiloha, ny sabotsy 14 sy ny alahady 15 desambra lasa teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja badminton, ho an’ny sokajy zandriny. Nisongadina tamin’ny fandrombahana ny amboara ny MB2 All sy ny CBFJ Ambohitrimanjaka, izay samy avy amin’ny ligin’Analamanga. Samy nahazo anaram-boninahitra roa avy […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’ny klioban’ny Fosa Juniors FC Boeny. Resin’izy ireo, 2 no ho 1, ny TFFC Boeny, ny alahady lasa teo, tany Mahajanga. Tsiahivina fa ity no fifanandrinana miverina ho an’ny roa tonta, amin’ity fifanintsanam-pirenena”Pureplay Football League (PFL)”. Mety hisy moa ny fanovana ny rafi-pifanintsanana amin’ny PFL. […]
Pancrace-Mada : Nisongadina ny avy eto Analamanga
Tontosa, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja haiady Pancrace. Ligy telo (Analamanga, Toamasina, Mahajanga) no nanana solontena, ka nisongadina, nandritra izany, ny ligin’Analamanga. Klioba anisan’ny nahazo medaly maro indrindra ny mpikatroka avy eo anivon’ny Tsunami, izay nahazo fandresena dimy tamin’ireo famaranana 12. […]
Tsipy kanetibe: Notoloran’ny Yas lelavola ny delegasiona malagasy
Noraisin’ny orinasa Yas, teny Andraharo, omaly, ireo ekipa nasionaly malagasy niaro ny voninahi-pirenena nandritra ny Mondial natao tany Dijon, ny 5-8 desambra lasa teo. Nitondra medaly roa ny Malagasy. Ho fankasitrahana ny zava-bitan’ireo delegasiona malagasy, izay nitondra medaly roa volamena sy volafotsy, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja tsipy […]
Andavakomby: Votsotra ny omby halatra
Raikitra ny fifandonana teo amin’ny Tafika sy ny dahalo nandritra ny fanarahan-dia omby halatra, tao amin’ny amin’ny kizon’Andavakomby, afakomaly. Nahitana trangana tsy fandriampahalemana tao amin’ny fokontany Betsako, kaominina ambanivohitr’i Tsingimavo, distrikan’i Morafenobe, ny 9 desambra 2024 teo. Andian-dahalo mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no namoaka antsokosoko ny omby miisa 65 tao […]