Other News

Vondron’ny kandidà any Mahambo : Mitaky ny hanafoanana ny voka-pifidianana

Efa raikitra ny fitakiana sy ny tsy fahafaliana manoloana ny voka-pifidianana. Sambany tao amin’ny kaominina Mahambo no mba naneho ny firaisankinany ireo kandidà avy amin’ny firehana samihafa tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna farany teo. Anisan’ny niombon-kevitra sy niara-dia amin’ny kandidà tsy miankina ny kandidà laharana faharoa, avy amin’ny antokon’ny fitondrana Irmar. […]

Baolina kitra –« U15 Océan Indien » : Nomontsanin’ny Barea ny ekipan’i Seychelles

Notontosaina, omaly, teny amin’ny kianja Elgeco Plus by-pass, ny andro voalohany amin’ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, sokajy zandriny U15, lahy sy vavy. Nisongadina tanteraka ny ekipa nasionaly malagasy, lehilahy sy vehivavy, samy nanamontsana ny ekipam-pirenen’i Seychelles, tamin’ny isa 7 no ho 0 avokoa. Nanaovan’izy ireo fampisehoana ny fihaonana. Po­rofon’izany […]

Coalition faim zéro: Hifampizara traikefa ireo mpikambana

Tanterahina eto Madaga­­si­kara mandritra ny dimy andro, ny 16 ka hatramin’ny 20 de­sambra, ny atrikasa ha­nafain­ga­nana ny fanavaozana ny rafitra ara-tsakafo manerana an’i Afrika, izay misy ny Von­drona firenena ma­nohitra ny mosary (Coalition faim zéro). Mpikam­bana ao i Bé­nin, ny Re­poblika demokratikan’i Kongo (RDC) ary i Mada­gasi­ka­ra. Hetsika ha­namafisana ny […]

Fiovaovan’ny toetr’andro: Tohanan’ny Soisy ireo mpamokatra Cacao

Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fampiroboroboana ny famokarana Cacao ny masoivohon’i Soisy eto Ma­da­gasikara. Tohana amin’ny alalan’ny tetikasa fampiofanana sy fanavaozana izany. Nahafahana nampihatra ireo teknikam-pambolena lovainjafy ny fiaraha-miasan’ireo Soisy mpikaroka sy ireo fi­kambanana eto an-toerana. Tanjona ny hanatsarana sy hampaharitra ny kalitaon’ny vokatra. Ianarany ao anatin’izay ireo fomba fanao […]