De source auprès du Service de l’information, de la communication et des relations avec les institutions (Sicri) de la Police à Anosy, 46 personnes ont été interpellées dans le cadre de la sécurisation des festivités de Noël dans la capitale. Ces personnes ont été arrêtées dans des affaires de cambriolage […]
Other News
Fêtes de la Nativité : 11 décès et 248 consultations recensés au CHU JRA
La célébration des fêtes de la Nativité a été plutôt agitée pour les urgentistes du Centre hospitalier universitaire Joseph Ravoahangy Andrianavalona (CHU JRA) Ampefiloha. Pour les journées de 24 et 25 décembre, l’équipe de permanence a dû s’occuper de 248 patients, des chiffres en hausse par rapport à ceux de […]
VAOVAO TAMBATRA
Malaka ny fifamoivoizana taorian’ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy. Somary nangina ny fety tamin’ity taona ity, tsy nahalafo ny ankamaroan’ireo mpivarotra akoho amam-borona eny an-tsena manoloana ny fidangan’ny vidiny. Nahitana fiakarana ihany koa ny ankabeazan’ny entana eny an-tsena. Mponina miisa 1 450 no hisitraka rano fisotro madio ao amin’ny distrikan’i Moramanga, […]
Raharaha volamena tratra teny Ivato : Olona telo niakatra teny amin’ny Pac
Taorian’ny tranga ny alatsinainy teo, niakatra fampanoavana teny anivon’ny “Pôle anti-corruption” (Pac), omaly, ireo olona telo voarohirohy tamin’ny fanondranana antsokosoko volamena milanja 53,73 kilao. Mbola karohin’ny mpitandro filaminana fatratra kosa hatramin’izao ilay mpiasan’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE) voalaza fa nanao sonia ireo taratasy hosoka saika hitondrana ireo bologam-bolamena. Hatramin’ny ora nanoratanay, […]
Tohitra ody aina bitika : Mila ifandrombonan’ ny rehetra
Tahaka ny firenena maro maneran-tany, miatrika olana lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fanoherana ny ody aina bitika «Résistance aux antimicrobiens» (Ram) i Madagasikara. Mampihena ny fahombiazan’ny fitsaboana mahazatra ireo mikraoba mahery fiarovana manohitra ny antimikraoba. Vokany, mananosarotra ny fanaraha-maso ny aretina, mitombo ny saram-pitsaboana ka mitarika amin’ny fahavoazana ary mety hiafara […]