Other News

Fampiroboroboana ny famokarana : misokatra ny fangatahana famatsiam-bola

Maimaimpoana ny tohana ara-bola omen’ny Tahirim-bola ho fampiroboroboana ny famokarana (FDA) ho an’ny mpamokatra iray sy vondrona tantsaha hanatsarana ny fidiram-bolany sy ny toekarena. Tohana ara-bola hatrany amin’ny 3 tapitrisa Ar ho an’ny tantsaha iray sy famatsiam-bola tafakatra ha­trany amin’ny 60 tapitrisa Ar ho an’ny vondrona tantsaha. Ireo no tohana […]

VAOVAO TAMBATRA

Nendran-drajako no aretina misy izao fa tsy nendrana varika. Manamarika ny Pr. Ratsimbazafy Jonah, fa samy hafa tanteraka ny varika izay misy eto Madagasikara, sy ny rajako, fahita atsy Afrika. Miisa 112 ny karazana varika eto amintsika, izay tsy misy fiantraikany amin’ny fahasalaman’ny olombelona. Miisa 24 ny dobon-trondro efa vitan’i […]

Ampanihy: Osy 1 278 nozaraina tamin’ny mpiompy

Anisan’ny manohana ny mpiompy ny tetikasa Fandroso. Nisitraka ny tohana ny tantsaha any amin’ny distrikan’Ampanihy, toerana tena ahitana osy. Miisa 247 ny mpahazo tombontsoa, mivondrona anaty fikambanan’ny mpiompy miisa 20, nisitraka osy miisa 1 278, tany amin’ny kaominina maromaro anaty ny distrikan’Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana, ny 19 aogositra teo. Anisan’izany ny […]

TARATRY ny KANTO

Tsy mety mifankazatra ny mpisehatra anaty rohim-boky. Hatramin’izao, miha mitombo an-dalana aza. Sady mpanoratra no mpanonta, no mpivaro-boky, sns, ny olona iray. Satria, mbola maro no tsy mahafantatra ny tena fitsinjarana asa ao anatina rohim-boky iray. Miteraka tahotra sy ahiahy izany, hany ka voatery misahana asa sy andraikitra maro ny […]