Hanapoaka! Hanao fampisehoana goavana ny tarika Tselatra, miangaly ny gadona Rock sy Heavy metal, etsy Antsahamanitra, ny alahady 8 septambra 2024 ho avy izao. Nilaza i Eric, mpihira sady filohan’ny tarika, fa hiavaka tanteraka miohatra ny hatramin’izay ity seho ity, satria hatao daholo ny hira rehetra nampalaza sy tena nahafantaran’ny […]
Other News
Zavakanto malagasy : miezaka miarina ny teatra malagasy
Zary zava-misy iainan’ny zavakanto amin’ny ankapobeny, noho ny fanatontoloana sy ny fivoaran’ny haitao ara-kajy mirindra ny fahaverezana. Fanabeazana feno anefa ny zavakanto ka tokony hampifanarahina amin’ny fivoarana ho tombotsoan’ny taranaka. Zavakanto anisan’ny very hasina teto Madagasikara ny tontolon’ny teatra. Maro ny antony nahatonga izany. Misy ny avy ao anatiny, izany […]
Tsy fandriampahalemana any Toamasina : mbola tsy nahitam-bokany ny ezaka, miandry ny vahoaka
Herinandro izay no nanakatonana ny trano fisotroana isaky ny amin’ny 10 ora alina any Toamasina. Tanjona amin’izany ny hisorohana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana lavareny ao an-toerana. Nisy ny fidinana ifotony notarihin’ny prefen’i Toamasina, Benandrasana Cyril, sy ny tonian’ny fampanoavana eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany, Vahiny Yvi Sandro, ny zoma 23 […]
FANTINA sy FINTINA
Nanolotra antsam-piderana ho an’ny any Mahajanga ny filoha, Rajoelina Andry, mivady ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra amin’ny famaliana ny hetahetan’ireo mpanakanto ara-pilazantsara nandritra ny antsam-piderana ho an’ny firenena natao ny 23 jona lasa teo, tao amin’ny kianjan’i Mahamasina, izany. Hitohy amin’ny faritra hafa koa aoriana. Namaritra ireo paikady hiadiana amin’ny […]
Depiote mpanohitra : «Hanara-maso hentitra ny asan’ny fanjakana izahay»
Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy tany Betafo ny samboadin’ny depiote, avy amin’ny mpanohitra. Nanamafy ny maha hery mpanara-maso azy izy ireo. Nahitsy ny lahatenin’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena sady lehiben’ny mpanohitra, Randrianasoloniaiko Siteny, tany Betafo, ny faran’ny herinandro teo. “Tsy hikoso-maso isika amin’ny fanaraha-maso hentitra ny asan’ny fanjakana”, hoy izy. Nohamafisiny […]