Niteraka resabe sy fifanankianana izaitsizy ny fanambarana nataona pasitera iray, afakomaly, teny Antsonjombe. Rakitra sy fanomezana ho an’Andriamanitra no foto-dresaka. Raha ny tena marina, tsy natao hiadiana hevitra ny resa-pinoana. Kanefa tsara ihany ny mifampitaiza sy mifanoro. Tsy hoe manam-pahaizana momba ny teolojia akory fa manaraka ny lojikam-piainana. Andaniny, […]
Other News
Kaominina Antananarivo Renivohitra: PDS vaovao Ramanantsoa Harilala
Nametra-pialana ny filohan’ny delegasiona manokan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Ramanambitana Richard. Nasolo azy, mandray ny asany avy hatrany Ramanantsoa Harilala. Tsy afaka miandry ny raharaham-panjakana! Notendrena omaly, ny filohan’ny delegasiona manokana vaovaon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Ramanantsoa Harilala. Nandimby an-dRamanambitana Richard izy, izay nametra-pialana noho ny antony ara-pahasalamana. Mandray ny asany avy […]
TSELATRA
Matin’ny fitsaram-bahoaka ny alahady atoandro teo ny roa tamin’ireo dahalo tompon’antoka tamin’ny famonoana ny katekista sy ny pastoran’ny FLM ao Andranomadio Mampikony. Tratran’ny zandary sy ny polisy kosa ny dahalo telo hafa. Tsy namelan’ny olona fa notetitetehany ireto dahalo tratra ireto. Rongony 12 gony no saron’ny polisy miasa ao amin’ny […]
Ankadinondry : lehilahy matin’ny hamamoana tafahoatra
Lehilahy iray 40 taona eo ho eo no hita faty tao Trano vy, faritra Bejofo, fokontany Ankadinondry, afakomaly tolakandro. Tonga nampilaza tamin’ny zandary ao amin’ny tobim-paritra Ankadinondry ny sefo fokontany momba ny fisian’ity lehilahy hita faty ity. Nidina haingana teny an-toerana avy hatrany ny zandary notarihin’ny kaomandin’ny tobim-paritra niaraka tamin’ny […]
Halatra moto: Tambajotra iray ravan’ny zandary
Saron’ny zandary teny Ambohimangakely, afakomaly, ireo tambajotrana mpangalatra moto anisan’ny tompon’antoka amina halatra eto an-drenivohitra. Nisy nangalatra teo amin’ny toerana nipetrahany, teo Bel’Air Ampandrana, afakomaly alina, ny moto miisa efatra. Nahavariana tamin’ity, samy niara-nanjavona ireo moto ireo. Taorian’ny fitarainana nataon’ny tompony, nanokatra fanadihadiana sy fikarohana avy hatrany ny zandary. Nisy […]