Zava-dehibe, maika… Izay ny lafiny sosialy na ny fiainam-bahoaka amin’izao. Hanao ahoana? Maneho ny heviny ny avy amin’ny olom-pirenena tsotra hoe maro anisa mangina, i Anjaramanantsoa Laza Fanambinana. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Inona no tena maika andrasan’ny vahoaka amin’ny governemanta vaovao? Anjaramanantsoa Laza Fanambinana (-): Ny fampandehanana ny raharaham-panjakana ankapobeny… […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Manana mpikabary maro i Madagasikara ! Nandritra ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny FI.MPI.MA. Ny taona 2023 sy 2024, miisa 5868 ny mpianatra kabary navoaka. Ny 2505 navoaka ny taona 2023, ny 3363 ny taona 2024. Maherin’ny 300 kosa ny mpampianatra niara-nisalahy niandraikitra izany. Ho an’Antananarivo manokana, mahatratra 810 ireo mpianatra navoaka […]
Fanabeazana maha olona : tsy ampy hira malagasy ireo taranaka
Hira, iray amin’ireo fomba na fitaovana nentin’ny Malagasy nanabe sy nitaiza ny zanany. Tany ambadik’Imanareza, tsy nahenoina hira vahiny nokaloin’ny taranaka malagasy, teo amin’ny tontolon’ny fanabeazana. Nahazo laka ny fihirana ny « Diavolana fenomanana takariva », « Fialonana », sns. Tafiditra tao anatin’ny fanabeazana avokoa ny tahaka ireny. Nanana ny akony tamin’ny taranaka Malagasy. […]
Hira evanjelika : Any Fianarantsoa ny TMI
Manohy ny diany hatrany ny Tanora Masina Itaosy (TMI). Fantatra fa, ho an’ity taona 2024 ity, fotoana tokana no hifanomezan-dry zareo sy ny mponin’i Fiaranantsoa. Ny alahady 25 aogositra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny efitrano malalaky ny Fo Masin’i Jesoa Talatamaty Fianarantsoa. Seho karakarain’ny FJKM […]
Tantaram-pirenena: havoaka anio ny boky “Feux, fièvres, forêts”
Ela niandrasana ny mpankafy boky malagasy, indrindra ireo liana amin’ny resaka tantara. Maro ny vahiny no babon’ ity “Feux, fièvres, forêts” ity, indrindra nandritra ny famoahana azy voalohany ny volana marsa 2023. Tanterahina anio, eny amin’ny Trano fivarotam-boky « Il était une fois » Ankorondrano, ny fanehoana ny boky “Feux, fièvres, forêts”, […]