Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola, ny tafatafa sy resadresaka iarahana amin-dRazafindrakoto Idah, tovovavy malagasy mpiangaly ny fanaovana sary. Ireo mpiantsehatra eo amin’io tontolo io no andrasana ao anatin’izao hetsika izao. Anisan’izany ireo mpanao hosodoko, mpanao sary ary mpanao tantara an-tsary. Tanjona ny hizarana fahaiza-manao matihanina […]
Other News
Tarika Ny Any Aminay: hifampizara sehatra amin’ny tarika Zandry Gasy
Fampisehoana maneho ny hira malagasy ranoiray no hotontosain’ny tarika Ny Any Aminay sy ny Zandry Gasy. Izy ireo izay samy manana ny maha izy azy sy samy manandratra ny hira tena malagasy. Hanatanteraka fampisehoana, eny amin’ny KR Villa Ambohimangakely, ny alahady 25 aogositra 2024, ny tarika Ny Any Aminay. Hifampizara […]
LITERATIORA: Hitafa amin’ny mpankafy azy i Johary Ravaloson
Hisy tafa sy dinika iarahana amin’i Johary Ravaloson, ny 28 septambra 2024, eny amin’ny Intsitut Français de Madagascar (IFM) Analakely. Filazalazany sy fampahafantarany ny momba azy, indrindra amin’ny maha mpanoratra boky matihanina azy no handravaka ny fandaharam-potoana amin’io. Tanjona ny hampiroborobo ny zavakanto, indrindra ny asa soratra malagasy. Izany indrindra […]
MSK: Voatendry ho minisitra i Mara Volamiranty Donna
Nahazo minisitra vaovao ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Fantatra nandritra ny fanendrena notontosaina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, omaly, fa voatendry hitantana io departemanta io ny minisitra Mara Volamiranty Donna. Raha ho an’ny kolontsaina manokana, maro ny asa miandry ny minisitra vaovao. Anisan’izany ny fanatsarana ny tontolon’ny kolontsaina sy ny […]
Kolontsaina sy kolosaina: miaina anaty kisarisary ny Malagasy
Manana ny anjara toerana lehibe eo amin’ny fampivoarana ny maha olona ny kolontsaina sy ny kolosaina. Raha ireo no atao antsirambina, maro ny zavatra miova. Mety ho very hatramin’ny fototra mihitsy aza… Raha ny famaritan’ireo manam-pahaizana manokana momba ny tantara sy ny fomba amam-panao : «ny fananana tanindrazana, tenindrazana, tantara sy fomba amam-panao» […]