Other News

“Homo Faber 2024” : handray anjara amin’io hetsika io ny zavakanto malagasy

Hahazo tombony manokana ireo mpahay kanto, mpanao asa tanana. Hetsika anisan’ny lehibe, ahitana atrikasa sy fampiofanana maro ho fampiroboroboana ny zavakanto sy ny tontolony ny “Homo Faber”. Hotanterahina ny 1 hatramin’ny 30 septambra 2024, ao amin’ny Fondation Giorgio Cini Venise Italia, ny “Homo Faber 2024”. Miditra amin’ny andiany fahatelo ny […]

Mozika klasika: voasokajy ho zavakanton’ny olona manan-katao

Niainga tamin’ny zavaboahary, toy ny feon’ny rivotra, feon’ny ranomasina, feon’ny hazo, feon’ny vy ny mo­zika. Nanita-tsaina ny olombelona ary nandalina izany mba hihatsara sy hanome feo tsaratsara kokoa. Ani­san’ny azo tamin’ny fandinihana la­lina natao ny fa­moronana ny mo­zika klasika. «Mozika lehibe no­ha­lalinina sy voasoratra ary manaraka ny zava-misy sy ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nanome voninahitra ny lanonam-pianianan’ny filohan’i Rwanda, Paul Kagame, ny filoha Rajoelina Andry mivady, ny herinandro teo. Voafidy faninefany hitondra an’ity firenena ity i Kagame. Manamafy orina hatrany ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta sy ny firaisankina eo amin’ny samy afrikanina izao imasoan’ny filoha Rajoelina izao. Nodimandry omaly, tetsy amin’ny […]

Praiminisitra Ntsay Christian : «Tsy zava-baovao ny fandaharanasa fanatanterahana ny PGE»

“Narafitra sy nodinihina teo anivon’ny filankevitry ny minisitra tamin’ny janoary 2024 ny PGE. Tamin’ny fe­broary 2024 no nanolorana teo anivon’ny filankevitry ny governemanta ny fandaharanasa fanatanterahana izany”, hoy ny fanazavan’ny Praimi­nisitra Ntsay Christian nanolorana ny fandaharanasa fa­natanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) tamin’ny Antenimierandoho­lona, Anosikely, omaly. Ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana, jona […]

Ny honohono tsy ihavanana

  Miteraka resabe, eto an-toerana hatrany ivelan’i Madagasikara, ny mahakasika ny Filohan’ny delegasiona manokan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Efa fotoana maharitraritra izy izay tsy hita popoka. Tsy nandrenesam-peo, tsy hita miasa eny an-kianja. Tsy hay mazava ny zava-misy marina kanefa Antananarivo, fitaratry ny firenena, no resaka eto. Raha ny honohono dia […]