Other News

Lalao Olympika : nanjakan’i Chine sy i Etazonia ny medaly volamena

Nikatona tamin’ny fomba ofisialy, tao Paris renivohitr’i France, ny andiany faha-33 amin’ny lalao Olympika. Nanjakan’i Chine sy ry zareo Bekintana ny fandrombahana medaly volamena. Nifarana omaly, tao Paris France, ny lalao Olym­pika. 12 andro no niainan’izao tontolo izao ny fifaninanana tamin’ny taranja ara-panatanjahantena miisa 47. Niady izay ho lohany tamin’izany […]

Sombim-baovao

Hiato kely indray ny fifaninanana “XXL Top 20”, federaly II, ao amin’ny kianja Malacam Antanimena. Araka ny vaovao voaray, handeha ao an-toerana ny famaranan’ny seksiona Vakiniadiana. Hiverina ny 25 aogositra ho avy izao ny fifanintsanana eny an-toerana. Marihina fa hiverina amin’ny 2 septambra ho avy io koa ny “Top 12”. […]

Tenisy U12 : Norombahin’ny Akomba ny medaly volafotsy

Laharana faharoa aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika ny Akomba de Madagascar, taranja tenisy, ho an’ny sokajy zandriny, vehivavy. Nandrombaka ny medaly volafotsy ary hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka kaontinantaly izy ireo. Tontosa, ny sabotsy lasa teo, tao Maputo, Mozambika, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, ho an’ireo […]

TARATRY ny KANTO

Tontosa ny sabotsy 10 aogositra teo, teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny « Iray feo ho an’i Kristy”. Fampisehoana ara-pilazantsara niarahana tamin’i Rija Rasolondraibe sy Joseph d’Af ary Pasteur Jocelyn Ranjarison. Nanotrona azy ireo tamin’izany ireo antokom-pihira ara-pilazantsara maro samihafa. Tafita ny hafatra hoy ny mpikarakara teny am-piafaran’ny fampisehoana. Notanterahina ny faran’ny […]