Nentina notsaboina eny anivon’ny hopitaly ny zazavavy iray 12 taona voakasiky ny afo nandritra ny haintrano tao Andavamamba, omaly. Niredareda ny afo, omaly maraina tamin’ny 3 ora. Mpivarotra kodiarana, mpivarotra hazo ary mpivarotra menaka no tena lasibatry ny afo. Nihitatra io firehetana io ka trano toeram-pivarotana miisa 6 may ary […]
Other News
Famonoana karana mpandraharaha: Karohina ireo jiolahy roa tsy nisaron-tava
Nandrasan’ny jiolahy kendry tohina, namoy ny aina vokatry ny tifitra ny teratany karana iray mpandraharaha tao Mahajanga, ny faran’ny herinandro teo. Ifampitadiavana ireo nahavanon-doza. Voan’ny bala nifanandrify ny ilan’ny kibony havanana, maty tsy tra-drano ny teratany karana iray 57 taona tao Mahajanga Renivohitra, ny harivan’ny zoma teo, tamin’ny 6 ora […]
12 aogositra 2024
Tir en l’air du 12 août 2024
Géoscience et génie civil: Antananarivo accueille la 2e édition du Geoforum
L’Union des futurs ingénieurs géologues (Ufig) de l’Ecole supérieure polytechnique d’Antananarivo (Espa) prépare la deuxième édition du Geoforum, prévue les 22 et 23 août au Mining Business Center à Mamory Ivato. Sous le thème « La géoscience pour l’avenir », cet événement réunira des experts, professionnels et décideurs pour discuter […]