Other News

« Ligue des Champions Caf »: mbola baraingo ny momba an’i El Hadari ao amin’ny Disciples Fc

Hotanterahina atsy Maurice, ny 18 aogositra ho avy izao, ny lalaon’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Andrasana ny mahakasika an’i EL Hadari. Afaka dimy andro, izany hoe, ny 15 aogositra ho avy izao no hanainga eto an-tanindrazana ho any amin’ny Nosy Maurice, ny Disciples FC Madagasikara. Hiatrika […]

Indray mijery

Tsy mandray mpiasam-panjakana vaovao ny minisitera rehetra ao anatin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2024, ankoatra ny fitandroana ny filaminana. Hisy fiantraikany amin’ny fahasalamam-bahoaka eny ifotony ny fanapahan-kevitra satria betsaka ny fotodrafitrasam-pahasalamana miorina tsy misy mpiasa. Nivory niaraka tamin’ny tomponandraikitra sy talen-tsekoly avy amin’ny tsy miankina ny ekipan’ny Ofisy nasionaly misahana […]

Taratry ny kanto

 Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy mozika, indrindra ny Jazz, ity faran’ny herinandro ity. Hanamarika izany mantsy ny « Jazz Street », atao eny amin’ny Tohatohabaton’Antaninarenina, anio, sy ny “Grande Scène”, manoloana ny Lapan’ny Tanàna Analakely, rahampitso. Hetsika samy tafiditra ao anatin’ny “Festival Jazz Tohatohabato”, andiany faha -13.  “Les Elles des jeux”, fampirantiana atao […]

Vohitra manan-tantara: fetin’ny taranaka FJKM Ambohimamory

Iray amin’ireo vohitra manan-tantara eto Imerina i Ambohimamory. Anisan’ny nahatahiry izany ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato. Hisongadina amin’ny « Fetin’ny taranaka » hotanterahina rahampitso eny an-toerana io. Nanao antso ho azy ireo ny tomponandraikitra hanatontosa ny fihaonana hiainana indray ny fifankatiavana sy firaisankina ary ny fifankahalalana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fanompoampivavahana […]

Miroso amin’ny maha matihanina… Niofo ho tarika Feokanto ny Zazakanto

Taona maromaro lasa izay, horonantsary iray nahitana sy nahenoana ankizilahy maromaro nihira an-dalambe, no lasa nalaza tampoka. Samy nahatsikaritra fa ma­nam-peo azo trandrahina ireto tovolahy ireto, raha misy fanarahana bebe kokoa. Maro ireo nanolo-tanana ny hanosika ny talentan-dry zalahy ireto, ka nifanaraka ireo fa ankinina amina mpanakanto afaka mitari-dalana azy […]