Araka ny vaovao nampitan’ ny loharanom-bavao iray avy eo anivon’ny klioba Elgeco Plus, ny 18 aogositra izao ity ekipa ity no hanainga eto Madagasikara ho any Luanda. Raha ny fanazavana voaray hatrany, hanao “escale” ao Addis-Abeba izy ireo ary ny 19 aogositra vao hamonjy an’i Angola. Tsiahivina fa hiatrika ny […]
Other News
Tsipy kanetibe – «Mada 2024»: hiatrika ny «Tournoi de St Pierre» i Drogba sy i Misa
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny olon-droa miaraka, lehilahy, eo amin’ny taranja tsipy kanetibe ny ekipan’ny Mama. Norombahin-dry zalahy, araka izany, ny tapakila handehanana atsy La Réunion. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianja Tongarivo, ny fifaninanam-pirenena taranja tsipy kanetibe, ho an’ olon-droa. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, ny […]
Indray mijery
Nampahafantarina nandritra ny fananganan-tsaina nataon’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly, fa efa misokatra ny Ivontoeram-pampianarana teny anglisy CNELA (Centre national d’enseignement de la langue anglaise) any Toamasina. Manampy ny iray efa miorina sy mampianatra eto Antananarivo. Ampiofanina ireo rantsa-mangaikan’ny Ofisy nasionaly misahana ny fisorohana ny voina […]
Royal Enfield: efa eto Madagasikara ny « Himalayan 450 »
Tonga eto Madagasikara ny modely vaovao amin’ireo moto an’ny Royal Enfield, ny « Himalayan 450 ». Efa moto roa tamin’ity modély vaovao ity sahady no lafo nandritra ny fampahafantarana ofisialy ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny CT Motors Andraharo. Vaovao tanteraka na ny endriny na ny motera Sherpa monocylindre 452 cm3 […]
Banky iraisam-pirenena: mponina 6 tapitrisa mahery hisitraka 205 tapitrisa dolara
Hisitraka tohana mitentina 205 tapitrisa dolara ireo mponina maherin’ny 6 tapitrisa avy eto Madagasikara, kaomoro ary Mozambika amin’ny alalan’ny fandaharanasam-paritra vaovao an’ny Banky iraisam-pirenena manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro. Nankatoa izany Programme régional pour la préparation aux situations d’urgence et un relèvement inclusif (Repair). Fito andro aorian’ny loza voajanahary dia hisitraka […]