Notanterahina omaly ny andro fahefatra, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa, “World Cola Ligue des Champions D2 National”. Niraraka toy ny rano ny baolina maty tany amin’ny faritr’i Toamasina. Nomontsanin’ny AS Fos Analanjirofo tamin’ny isa 10 no ho 2, ny ekipan’ny 3M Atsinanana. Nisaraka ady sahala […]
Other News
DAKA AN-JORONY: mihazakazaka tratry ny miadana
Taorian’ny tsy fahombiazan’ireo atleta malagasy niatrika ny lalao Olympika atao any Paris France, samy naneho hevitra avokoa na ireo mpifaninana na ireo mpitantana. Manalasala toy ny mpivarotra jamba nividy fitaratra izany. Nahoana rehefa tojo ny vokatra ratsy vao miteny ny tsy mety? Fomban’ny mpanao fanatanjahantena na Malagasy mpitantana mihitsy ity […]
Rugby – “XXL Top 20”: lavon’ny 3FAI ny FBM Bemasoandro Itaosy
Notanterahina omaly, tao amin’ny kianja Malacam Antanimena, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby; diviziona faharoa, federaly II XXL Top 20. Nomontsanin’ny 3FAI Ambalavao Isotry, tamin’ny isa 48 no ho 20, ny Fbm Bemasoandro. Raha hiverenana ny fihaonana teny an-toerana, azo lazaina fa niady tanteraka ny fihaoanan’ny roa tonta, […]
Sombim-baovao
Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fankalazana ny faha-59 taonan’ny Maître Razanakolona René. Ady totohondry miisa 60 no nitranga nandritra io 2 andro io, tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina. Tanjona ny hamelomana indray ny taranja. Nifarana omaly, tany Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy latsaky ny 18 […]
Karate-Fampivondronana: tanjona ny ho tompondaka iraisam-pirenena
Niatrika fampivondronana nandritra ny 4 andro, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny mpikatroka karate, sokajy Poussins, Minimes ary Ben- jamins, taranja karaté. 24 mianadahy izy ireo no nisitraka izany. Mpikarakara ny hetsika ny federasion’ny Karate-do malagasy. Notsongaina tamin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “enfant” farany teo izy ireo. Ny roa voalohany isaky […]