Mbola mitohy ny fandraisana anjaran’i Madagasikara, amin’ny lalao Olympika 2024 tanterahina any Paris. Atleta malagasy roa indray no niditra an-tsehatra ny sabotsy lasa teo. Rabejaona Holy Antsa, taranja lomano, sy i Rija Vatomanga Gardiner, taranja atletisma, no nandray anjara, ny sabotsy lasa teo. Fandraisana anjara azo lazaina ho nahafa-po na […]
Other News
Taratry ny kanto
AmbondronA eny amin’ny Coliseum. Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny tarika fa hotontosaina ny alahady 29 septambra izao indray ilay seho goavana ao amin’ity toerana ity. Isaky ny roa taona eo no manome fotoana ny mpankafy azy ao amin’ny Coliseum ny tarika AmbondronA. Ry zareo irery, hatreto, no tarika tokana mahafeno […]
«Festival Cinémas d’Afrique»: hahazo sehatra ny «Disco Afrika»
«Disco Afrika: A Malagasy story». Sarimihetsika amin’ny teny malagasy, notontosain’i Luck Razanajaona, novokarin’i Jonathan Rubin ary niarahan’i Francois Hebert, Marcelo Novais Teles, Ludovic Randriamanantsoa ary Parista Sambo nanoratra. Ity sarimihetsika ity no vokatra malagasy hampahafantarina mandritra ny «Festival cinémas d’Afrique Lausanne», hetsika iray miompana manontolo ho an’ny sarimihetsika afrikanina, hatao […]
Johary nihira Kintana Telo: tsy lefy laza ny hiran’ny omaly
Ilay fijoro sy fihetsika an-tsehatra, miampy ilay feo manga… Tsy niova i Salomon fa toy ny nahafantarana azy an-tsehatra, tany amin’ny 30 taona lasa ihany. Mbola be mpankafy ihany koa ireo hiran’ny omaly novelomin-dry Kintana Telo tamin’izany fotoana, ka naverina nanakoako tetsy amin’ny CCEsca Antanimena indray, omaly. Nahatratra 50 ireo […]
Mirado: matihanina tanteraka ny seho, niara-paly ny mpankafy azy
Ambohipihaonan’ny mpankafy Mirado ny teny amin’ny Kianja Barea. Niezaka ihany koa ny mpikarakara nampiaina izany fotoana izany ho tena mamy. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny tokotany malalaky ny Kianja Barea Mahamasina, ny fampisehoana niarahana tamin’i Mirado. Seho nahafinaritra sy matihanina tokoa no natolotr’ity mpanakanto ity sy ny mpikarakara […]