Anisan’ny mamaritra ny maha izy azy ny olona iray ny anarana. Nanana ny heviny izany teo amin’ny Malagasy, indrindra tamin’ny vaninandro taloha. Somary very, noho ny fanarahana ny fomba vahiny izany amin’izao fotoana izao. Anisan’ny firenena manana anarana lava ny eto Madagasikara. Voakasik’izany ny anaran-tanàna sy ny anaran’olona. Mampitolagaga ny […]
Other News
Fantina sy fintina
“Efa voasazy isan’andro ny vahoaka. Mbola hosaziana indray koa rehefa tara amin’ny fandoavana faktioran’ny Jirama”, hoy ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, ny sabotsy teo. Nanteriny fa efa voasazy tsy afaka mianatra, tsy afaka mitady vola noho ny fahatapahan’ny jiro sy ny rano. “Rahoviana no hosaziana ireo namotika ny Jirama?”, […]
Governemanta vaovao: tokony hivoaka alohan’ny 12 Aogositra
Alohan’ny 12 aogositra no tokony ho tafatsangana ny governemanta vaovao, raha ny lalàna no jerena. “Manana 30 andro taorian’ny nanendrena azy hahazoany manolotra ny Programa ankapoben’ny fanjakana (PGE) eto anivon’ny Antenimierampirenena. Ny governemanta no manolotra an’izay. Inoana fa mbola manam-potoana ny Praiminisitra, satria amin’ny 12 aogositra vao tapitra izay fe-potoana […]
Ben’ny Tanànan’Antananarivo: niantso an-dRavalomanana Marc ho kandidà ny Tim
Niantso ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, ho kandidà ben’ny Tanàna eto Antananarivo ny mpomba azy. Nisy ny fanambarana afakomaly, teny Bel Air. Nanao fanambarana lehibe ny antoko Tim, tarihin’ny filoha nasionaliny, Ravalomanana Marc, teny Bel Air, tamin’ny sabotsy. Nivoitra tamin’izany ny fangatahana azy hirotsaka hofidina ben’ny Tanàna eto Antananarivo […]
Asa… anamarinan-toerana
Mby aiza ny hoe fampandrosoana amin’izao? Samy miaina izay isiany andavanandro ny isam-batan’olona, ny isan-tokantrano, ny isam-paritra. Tena maharesy lahatra ny vahoaka ifotony ve, ohatra, izay ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny hoe fampandrosoana? Na araka izay hetahetam-bahoaka sy mahasoa azy ho amin’ny fari-piainana tsaratsara kokoa hatrany izay atao sy iadiana… Izay no […]