Other News

Maintirano : dahalo iray lavo, omby 56 tafaverina

Maty voatifitry ny zandary ny dahalo raindahiny iray tompon’antoka tamin’ny halatra omby tao amin’ny tanànan’i Bemokotra Anasy, kaominina Bemokotra, distrikan’i Mainti­rano, omaly. Nandroba omby am-polony ny dahalo nanafika tao amin’io kaominina io. Nanao fanarahan-dia avy hatrany ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana. Raikitra ny fifampitifirana. Vokany, voatifitra ny dahalo iray. […]

Vono olona : lehilahy voakapa famaky teo amin’ny hatony

Nampihoron-koditra ! Ni­trangana vonoan’olona feno habibiana indray tao amin’ny fokontany Morafeno, kaomi­nina ambanivohitr’i Fanam­bana distrikan’i Vohémar, afa­ko­maly. Hita nitsilany tao anaty kirihitr’ala tsy lavitra ny tanànan’i Morafeno ny lehilahy iray 29 taona, mpamboly, efa mihosin-dra sady nahitana diam-pamaky teo amin’ny hatony. Nidina teny an-toerana nahitana ny razana ny zandary niaraka tamin’ny […]

Handeha hitsabo tena : raim-pianakaviana maty voafaokan’ny Tuc tuc

Nivoaka ny trano hamonjy toeram-pitsaboana ity raim-pianakaviana, omaly. Tra-doza teny an-dalana anefa izy. Voafaokan’ny Tuc tuc ka tsy tana ny ainy. Voadona mafy ny lohany, namoy ny ainy ny lehilahy iray manodidina ny 40 taona nandritra ny lozam-piarakodia tao amin’ny Rond-point Ambohimasina, kaominina Ambatondrazaka, omaly. Ani­san’ny mpandalo teny amin’ny sisin-dalana, […]