Madagascar envisage d’exporter son riz sur le marché international à partir de 2027, une fois l’autosuffisance alimentaire atteinte. Cette perspective est au cœur de la Stratégie nationale de développement rizicole (SNDR 3), qui prévoit une augmentation continue de la production de riz dans le pays. Hier, un atelier s’est tenu […]
Other News
Zaza voaolana: naiditra am-ponja ny anadahin-dreniny
Notanana vonjimaika any am-ponja ilay lehilahy nanolana ny zanak’anabaviny tao Ambohitrandriana, kaominina Vinany, distrikan’i Mandoto, afakomaly. Nanamparan’io tsy valahara io ny filan-dratsiny ilay zaza tsy manan-tsiny vao 13 taona monja. Nandritra ny lanonam-pamadihana tao amin’ny tanànan’izy ireo, norebireben’io lehilahy io ilay zazavavy ka nararaotiny naolana. Nitaraina vokatry ny tranga nianjady […]
Raharaham-pitsarana: olom-boafidy very vola 9 tapitrisa Ar
Hiakatra fitsarana ny 22 aogositra izao ny raharaha momba ny fahaverezana vola 9 tapitrisa Ar mahery an’ny olom-boafidy iray tao amin’ny trano fandrasaim-bahiny iray ao Foulpointe. Niaraka tamin’ny vady aman-janany, nametraka ny entany rehetra tao amin’io toerana io ilay solombavambahoaka. Nanararaotra nivoaka izy mianakavy ary nanidy ny efitrano voatokana ho […]
Foulpointe: mpitondra fivavahana naiditra am-ponja
Miseholany ny fampidirana am-ponja mpitarika fiangonana ao amin’ny faritra Atsinanana. Voasaringotra ho nanao taratasy hosoka ny presibitera iray. Mpitarika fivavahana iray ao amin’ny fiangonana fanta-daza ao Mahavelona Foulpointe, naiditra am-ponja vonjimaika ny fiandohan’ny volana aogositra teo. Taorian’ny famotorana azy, teo anivon’ny fampanoavana, fitsarana ambaratonga voalohany, araka ny fitoriana nataon’ny lehiben’ny […]
Journée internationale de la jeunesse: les usages du numérique à l’honneur
Lancée le 5 août, la célébration officielle de la Journée internationale de la jeunesse (JIJ) a eu lieu qu’hier, au Palais des sports Mahamasina, sous le thème « Des clics au progrès : parcours numériques des jeunes pour un développement durable ». A cette occasion, le ministre de la Jeunesse et des sports […]