Other News

Volley-CCZone 7: tafakatra manasa-dalana ny GNVB, vehivavy

Samy ho tazana amin’ny lalao manasa-dalana avokoa ny ekipan’ny GNVB, lahy sy vavy, mandritra ny fiadiana ny tompondakan’ny klioba, faritra faha-7 (CCZone 7), taranja Volley ball. Taorian’ny nahazoan’ny ekipan’ny zandarimariam-pirenena lehilahy, ny tapakilan’ny manasa-dalana ny talata lasa teo, nahazo izany ihany koa ny GNVB, vehivavy, omaly alarobia 28 febroary, teny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nifarana teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny lalan’ny ekipan’ny Team Antananarivo, teo amin’ny «Tournoi phugital basketball», lalaovina amin’ny solosaina sy eny ambony kianja. Fihaonana, tanterahina any Kazan Russie. Resin’ny Russes de la Liga Pro Team, tamin’ny isa 33 no ho 18, Rakotovao Marco sy Raharisoa Aziz, Rick Ley Loubacky ary Rahajaniaina […]