Le ministère de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire (MDAT), passe à la vitesse supérieure dans la reforme foncière. Dans le cadre de ce processus, la population aura voix au chapitre à travers une série de consultations publiques menant à l’élaboration d’un projet de texte modifiant la Loi nº […]
Other News
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-03-06
“Lalao Afrikanina”: ratsy ny vokatra ho an’ny ping-pong
Nanokatra ny fifaninanana ho an’ny “Lalao Afrikanina”, tanterahina any Ghana, ny alatsinainy teo, ny taranja ping-pong. Ratsy ny vokatra ho an’ny Malagasy, satria tojo faharesena avokoa ny teo amin’ny olon-tokana. Teo amin’ny lehilahy, lavo teo amin’ny ampaha-64-n-dalana avokoa i Mamy Riva, i Setra ary i Fabio. Niondrika teo anatrehan’ilay Nizerianina, […]
SOMBIM-BAOVAO
Mialoha ny hiakaran’ny Ankoay kianja any amin’ ny « Lalao Afrikanina », tanterahina any Ghana, mbola niatrika lalao tsapa teto an-tanindrazana ry zareo, omaly. Nikatroka tamin’ny ekipam-pirenena latsaky ny 23 taona. Ao anaty vondrona «A» no misy ny Ankoay, vehivavy, miaraka amin’i Egypte, Namibie ary i Algerie. Ny lehilahy kosa miray sokajy […]
Moto – “Mada 2024” : lasan’i Lucas Robert ny fandresena
Tontosa ny alahady lasa teo, teny Ambohidava Antananarivo, ny dingana fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja “Motocross 2024”, sokajy élite 1. Nanjakan’ilay Renioney, Lucas Robert, tanteraka ny fifaninanana. Nahazo ny laharana voalohany izy tamin’izany, rehefa nahavita fihodinana in-12 tao anatin’ny 20 minitra ka nahazoany isa 50. Mitana ny laharana […]