Other News

« Festival des baleines »: Kolontsaina, ho tosika ho an’ny fizahantany

Manodidina ny volana jolay eo ny fandalovan’ireo trozona aty amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara. Any amin’ny Nosy Sainte Marie no tena mahita maro azy ireo, isan-taona, ka amin’izay koa no mahabe ny mpizahatany. Ho fanomezana tosika izay fahatongavan’ny vahiny izay indrindra no nanaovana ny « Festival des baleines ». Hatao ny 11 hatramin’ny 19 […]

Kick Boxing-Afrika:  Anaty fanomanana tanteraka ny atleta malagasy

Niaraka niombom-bavaka teny amin’ny Ekar Ankadievo Miaramino, ny ekipam-pirenena malagasy, taranja kick boxing, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika,  ha­tao any Kameronina,  manomboka ny 21 jona izao. Ny Maître Rasoanaivo André Kelly no tompon-kevitra sy nitarika azy ireo,  miaraka amin’ireo Maitre mandrafitra ny kaomisionina teknika manomana ireo atleta ireo,  […]

Fifanintsanana lalao Olympika 2028: Tafita ny Barea Ladies, miandry azy ireo i Afrika Atsimo

Mitohy ny dia ho an’ny ekipam-pirenena Barea, sokajy vehivavy, amin’ity fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika 2028 ity. Resin’izy ireo tamin’ny isa 1 no ho 0, ny ekipa nasionalin’i Soudan Atsimo. «Tafakatra e…!» Manohy ny diany amin’ny fifanin­tsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olym­pi­ka 2028, hatao any […]