Other News

Jeneraly Ravalomanana Richard: “Tsy voasakana intsony ny hisin’ny fifidianana”

“Tsy voasakana intsony ny hisin’ny fifidianana”, hoy izy, teny Anosy, afakomaly. Efa misy ny lamina natao hoe amin’ny 16 novambra ny fifidianana filohan’ny Repob­lika, fihodinana voalohany. “Hatramin’izao, mandeha amin’izay zotram-pifidianana izay isika”, hoy izy. Ny hevitry ry zareo vondron’ny kandidà ny hoe tsy handeha amin’izany. Anjarany izay. Efa ao anatin’ny […]

Tsy maintsy milamina !

  Miseholany etsy sy eroa indray ireo misora-tena ho tsy miandany amin’ny atsy na ny aroa. Misy ny vondrona izay mipoitra ho mpampihavana tampoka izany. Misy ny milaza ho raiamandreny rehefa tsy hita popoka ny mpitondra fivavahana, izay natao an-tampon’ny loha teo aloha. Ny vazaha rahateo efa nanambara mazava fa […]

Kandidà Rajoelina Andry : « Fotodrafitrasa ilain’ny vahoaka no ho tanterahina »

Mitohy hatrany ny fampielezan-kevitry ny kandidà laharana fahatelo. Tao anatin’izany no nanaovany fanamby ny amin’ny fanaovana sy fanohizana ny fotodrafitrasa efa natomboka ho famaliana ny filàn’ny vahoaka. Ny vahoakan’ny distrikan’i Mandritsara, Befan­drina Avaratra, Mana­nara Avaratra ary Sambava indray no nitafa tamin’ny kandidà laharana fahatelo, nandritra ny fampielezan-kevitra nataony omaly. Ny […]

Ankadikely Ilafy : mpivady niara-naiditra am-ponja

Niaraka notanana am-ponja vonjimaika eny Antani­mora ireo mpivady nahatrarana moto halatra tao amin’ny fokontany Ambohipanja, kaominina Ankadikely Ilafy, ny 5 novambra teo. Nitrangana vaky trano teny amin’ny fokontany Belanitra, anatin’io kaominina io, ny alin’ny 4 novambra. Very tamin’izany ny moto scooter iray sy ny vilany tao an-tokantrano. Naharay fampahafantarana anefa […]

TSELATRA

Niharan-doza ny taksiborosy nitondra ireo zandary 13 lahy mpiana-draharaha avy ao amin’ny andiany faha-77 tao Malaimbandy, omaly. Vaky kodiarana ny fiara ka nivadibadika. Zandary efatra naratra. Lehilahy iray namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-baovao mihazo an’Ivato, afakomaly alina. Mpitondra moto io lehilahy io . Nifandona tampoka tamin’ny […]