Other News

INDRAY MIJERY

Nolaniana ny taona 2018 ny fankatoavana ny fahaiza-manao (VAE), rafitra iray eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Faritra efatra no nanaovana ny dingana andrana, ny taona 2021, amin’ny sehatrasa dimy: fizahantany sy fandraisam-bahiny ary fampisakafoanana, taotrano sy ny asa vaventy, ny zaitra sy ny kojakoja. 86 ireo […]

TARATRY ny KANTO

Hitafa amin’ireo mpankafy literatiora i Riva. Etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy no hatao ny fihaonana, hiresadresahana mahakasika ny literatiora amin’ny ankapobeny sy ny sanganasan’i Riva manokana. Tafiditra anatin’ireo fandaharam-potoana anatin’ny hetsika “Volana iray, mpanoratra iray” izy ity. “Madagascourt Film Festival”. Horonan­tsary miisa 38 tamin’ireo 163 nisafidianana no voafantina ho amin’ny «Madagascourt […]

Fanentanana vaky boky: nitohy teny Antsararay ny « Caravaniles »

Tontosa, omaly, ny hetsika atrikasa Angano sy fanentanana hamaky boky, ho an’ny teny amin’ny Boriborintany fahenina, notarihin-dRaza­na­driaka Lalao Elina.. Teny amin’ ny trano famakiam-boky An­tsa­raray no nanaovana izany, hetsika izay tafiditra ao ana­tin’ny “Festival Caravaniles 2023”. Mpianatra maro samihafa, avy amina sekoly isan-tsokajiny no niatrika izany. Anjaran’ny ankizy sy ny […]

“Fy ifidianana”: tononkalom-pitiavana…

… Fa tsy politika ! Antsam-paribolana, toy ny fanaon’ny faribolana Sandratra isam-bolana izy ity. Hotontosaina ny sabotsy 28 oktobra ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, etsy amin’ny CGM/GZ Analakely, ny “Fy ifidianana”. Hanokatra ny taom-piantsana izany ho an’ity Faribolana ity, ka ezahina hiavaka. “Fy ifidianana”, hiantsan’ireo poeta tononkalom-pitiavana amin’ny […]

«Herinandron’ny Havàtsa-Upem»: mihatanora hatrany ny mpanoratra

Anisan’ny hetsika lehibe indrindra amin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny soratra eto Madagasikara ny « Herinandron’ny Havàtsa-Upem ». Misy hatrany ny fivoarana hoentin’izany. Nosokafana, omaly, te­tsy amin’ny Tranom­bokim-pirenena Anosy, ny he­tsika «Herinandron’ny Havà­tsa-Upem ». Maro ireo mpandray anjara. Nisonga­dina in­drindra amin’izany ny tanora. Saika ny sanganasan’izy ireo no tazana amin’ny fampirantiana. Tazana efa miditra an-tsehatra […]