“World Jiu-jitsu Championship”. Hanainga anio i Fifaliana, ilay Malagasy mpikatroka nanao antso avo noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana. Misaotra ireo nanolo-tanana rehetra ny federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu. Ny alakamisy 9 novambra izy no hiakatra an-tsehatra any Abu Dhabi. Anisan’ny lalao tena nahafinaritra omaly, teny Ankadikely Ilafy, ny fihaonana teo amin’i Harioly […]
Other News
Tsipy kanetibe : tsy manao Mondial i Madagasikara
Ny alarobia lasa teo, nandefa taratasy tany amin’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), ny Federasiona iraisam-pirenen’ny taranja tsipy kanetibe (FIPJP). Voambara tao anatin’ity taratasy ity fa tsy afaka miatrika ny “Mondial”, izay hatao any Bangkok, ny 22-27 novambra ho avy izao, ireo sokajy lehilahy “Junior” sy vehivavy “senior” malagasy. […]
Kitra – « Mondial 2026 »: tafaverina anatin’ny lisitry ny Barea i Njiva
Nivoaka ny alarobia lasa teo, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny lisitr’ireo Malagasy mpilalao handrafitra ny Barea de Madagascar. Miisa 28 mirahalahy izy ireo, raha toa ka enina amin’ireo ihany no avy eto an-toerana. Tafaverina anatin’ny lisitra nataon’ny mpanazatra ny Barea, Rakotondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, […]
Lomano -Tendrinavalona Idealy : manomboka miditra amin’ny matihanina
Misitraka vatsim-pianarana avy amin’ny “World Aquatics” any Thaïlande, amin’izao fotoana izao, ny Malagasy mpilomano, i Tendrinavalona Idealy. Nisy ny resadresaka nifanaovana taminy. *Gazety Taratra: Afaka hazavainao ve ilay vatsim-pianarana azonao? – Tendrinavalona Idealy: Ilay vatsim-pianarana omen’ny “world aquactics” isan-taona ho an’ny atleta izay mendrika ao amin’ny firenena iray. Mifandimby ny […]
Fiovaovan’ny toetr’andro : 20% amin’ireo aretina mpahazo ny olona ary aretina atahorana dia ny “allergie”
Mirongatra be ny aretina “allergie”, indrindra ny “allergie respiratoire” eto Antananarivo, amin’izao fotoana izao. Anisan’ny mahatonga izany ny fitomboan’ireo akora simika. Manodidina ny 15 hatramin’ny 20% ireo trangana “allergie”, tonga eny anivon’ny toeram-pitsaboana amin’izao vanim-potoana izao, raha ny antontanisa voaray teo anivon’ny CMS etsy 67ha. Tafiditra ao anatin’ny aretina atahorana […]