Miditra amin’ny dingana faharoa ny fanelanelanana. Nanao ranolava ny fandraisan’ireo raiamandrenim-piangonana ireo sokajin’olona sy avy amin’ny sehatra samihafa, omaly, tetsy Ampandrana. Tafiditra amin’ny ezaka tanterahin’ny FFKM ho fikarohana vahaolana manoloana ny toe-draharaham-pirenena izany, araka ny loharanom-baovao. Anisan’ny noraisin’izy ireo tamin’izany ny eo anivon’ny Ceni. Efa fanintelony izao no nandraisan’ireo filoham-piangonana […]
Other News
Samy fetsy
13 andro sisa dia higadona ny fotoana hanaovana ny fifidianana eto Madagasikara. Miroso ny fampielezan-kevitra ataon’ny kandidà miisa telo. Tsy misy ny olana na sanatriavin’ny vava korontana mandritra ny famoriam-bahoaka ataon’izy ireo. Milamina ihany koa ny fitetezana tokantrano ataon’ny komity mpanohana azy ireo. Marihina fa ankoatra ny hetsika iarahana […]
Kandidà Andry Rajoelina: «Mila filoha tanora sy akaiky azy ny vahoaka»
Nanohy ny fampielezan-kevitra tany Ambalavao, Vohibato, Lalangina ary Isandra ny kandidà laharana fahatelo, Rajoelina Andry, omaly. Nofaritany tamin’izany ny tokony ho mpitondra ny firenena. Nambarany tamin’izany fa misy ny fahafaham-po lehibe rehefa nampanantena ka tanteraka izany… Anisan’izany ny fotodrafitrasa manara-penitra naorina amin’ireo kaominina sy distrika ireo. “Mila filoha tanora sy […]
Fonjaben’Ambalatavoahangy : mitaraina ho tsy ampy sakafo ny voafonja
Mitaraina ho tsy ampy sakafo ny voafonja ao amin’ny fonjaben’Ambalatavoahangy – Toamasina. Fantatra izany taorian’ny fisiana voafonja iray naiditra hopitaly ao amin’ny hopitalibe Toamasina. Voalaza fa tsy misy sakafo kanefa marary sady tsy misy mpanatitra sakafo, araka ny fijoroana vavolombelona nataon’ilay voafonja. « Voaheloka dimy taona am-ponja aho ary efa vita ny […]
TSELATRA
Zaza roa namoy ny ainy ary olona 30 manaraka fitsaboana noho ny fihinanana soka-drano tao amina fokontany iray anatin’ny kaominina Andranovondronina, disitrikan’i Antsiranana II, afakomaly. Nitaraina narary an-doha sy kibo avokoa ireo rehetra nihinana io karazan-tsokatra “Fano” io. Nentina nihazo ny toeram-pitsaboana avokoa ireo marary. Takalonaina iray avotry ny polisim-pirenena […]