Hifarana anio sabotsy 4 novambra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy U23 lahy sy vavy, Volley-ball, tanterahina any Mahajanga. Samy tafakatra famaranana avokoa ny GNVB lahy sy vavy, araka ny voka-dalaon’ny dingana manasa-dalana notontosaina omaly. Mampiseho ny maha ekipa kalaza azy ireto mpilalaon’ny Zandary ireto ary hatrany am-panombohan’ny fifaninanana no […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, izay hotanterahina any Egypte, ny volana desambra ho avy izao, ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, taranja basikety 3×3. Ity fifaninanana ity, natao hiadina ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika “JO 2024 – Paris”. Efa nanomboka omaly, tany Nosy Be ny fivoriambe ara –potoana […]
«African Schools Program» : nahazo 10 tapitrisa Ar ny mpandray anjara
Nifarana ny alakamisy lasa teo, ny fifaninanana nasionaly, taranja baolina, natao ho an’ireo sekoly teny anivon’ny Dren avy amin’ny faritra valo eto Madagasikara. Notolorana vola 10 tapitrisa Ariary avy ireo mpandray anjara tamin’ity fifaninanana ity. Nandrombaka ny amboaran’ny U15, lehilahy, sy ny U15, vehivavy, ny CEG Référence Vatovavy Fitovinany. Nalain’ny […]
Gala international Multi-boxe : hanafika eto Madagasikara i La Réunion sy i Mayotte
Hampiantrano fihaonana iraisam-pirenena eo amin’ny taranja haiady, ny federasiona malagasin’ny savate boxe française, amin’ity faran’ny herinandro ity. Hanafika ny Malagasy mpikatroka ry zareo renione sy ny mahore ary ny kaomorianina. Hotanterahina etsy amin’ ny Kianja mitafon’i Mahamasina, rahampitso alahady 5 novambra, ny andiany voalohany amin’ny «Gala international multi-boxe», ahitana ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Nahazo fanamboarana “glace alimentaire” i Maevatanana, tamin’ny alalan’ny taninketsa indostrialy. Afaka mamokatra gilasy 10 isa isan’ora ny milina ka milanja 12 kg ny bara gilasy iray. Hisitraka tombontsoa amin’izany ireo mpanjono sy mpikirakira hazandrano ary ny mpivarotra entana mila tehirizina anaty vata fampangatsiahana. Hisy ny paikady hiatrehana ny tsy fanjarian-tsakafo […]