«Diary ho an’ny mpianatra”. “Raha nitsidika ny Rovan’ i Manjakamiadana ny mpanoratra ity boky ity, ny 15 desambra 2011, dia ontsa nahita ireo mpianatra marobe nifanosika nandika ny tantaram-pirenena naranty tao. Tapa-kevitra fa hanangona sy hanovo ary handrakitra izany ho bokikely ho an’ny mpianatra sy izay liana amin’ny tantaram-pirenena aho. […]
Other News
Misidina ambony vao tra-pahoriana !
Manomboka mifantsika ao an-tsain’ny Malagasy maro ny fiheveran-tena fa ambany raha ampitahaina amin’ny vahiny. Nariana ny maha izy ny tenany fa nolohalohavina ny an’ny hafa. Atao tsinontsinona sy nanjary nahamenatra ny miaina sy manaja ny fomban-drazana sy izay rehetra mifamatotra amin’ireny (fady, tody, fitafy, fifanajana, fihavanana, teny…) fa ratsy, […]
« Sar’Nao » – Iray volan’ny saripika : hifantoka amin’ny saripika amin’ny ravinkazo
Afaka misitraka sy mahafantatra ny karazana saripika sy ny fanontana ireo sary fahiny ny mpitsidika mandritra ny iray volana. Hotontosaina ny 8 ka hatramin’ny 30 novambra 2023 izao ny «Festival Sar’Nao», na iray volan’ny saripika. Hetsika karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) izy ity, ary ao ihany koa no hanaovana ny […]
Fitohanan’ny fifamoivoizana: mitombo ny fandaniana sy ny fotoana lany
Olana iray lehibe eto an-drenivohitra ny fitohanan’ny fifamoivoizana, saika isan’andro. Fotoana maro no very amin’izany ary misy fiantraikany goavana eo amin’ny asa fihariana. Mitady vahaolana tsy tapaka ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) eo amin’ny fifamoivoizana. Mitohana maharitra ny fifamoivoizana eto Antananarivo noho ny fitomboan’ny mponina sy ny fiara. Ao koa ireo tonga miakatra eto an-drenivohitra […]
FANTINA sy FINTINA
Notanterahina, omaly, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filohan’nyAntenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, voatendry filoham-panjakana sy ny filohan’ny Antenimierandoholona mpisolo toerana, Rabemananjara Nicolas. Hisahana ny fitantanan-draharaha ankapobeny ity mpisolo toerana etsy Anosikely ity. Hihetsika hamaky ny kianjan’ny 13 mey koa ny avy amin’ny RMDM manerana ny Nosy, araka ny nambaran’izy ireo, tetsy […]