Nitohy tany amin’ny distrikan’i Mahanoro, Bealanana, Maroantsetra indray ny fampielezan-kevitry ny kandidà Rajoelina Andry, omaly. Notanisainy tamin’izany ny ezaka vita tao anatin’ny efa-taona mahery. Nametraka fanamby sy velirano amin’ny nanamboarana ny lalana ny tenany ka nahavitana izany, toy ny any Ambilobe – Vohemar sy ny lalana RN-44 any Ambatondrazaka. Ny […]
Other News
Fen’antitra…
Tena mahavery tanteraka any anatin’ny famakafakana ilay fivoaran’ny raharaham-pirenena, eto Madagasikara. Tampoka teo, nivoaka ny maha vazaha ny kandidà sasany no voasambotra izy. Tsy misy mahalala izay tsiambaratelon’ny famotorana azy any fa mahavarina ny zava-niseho. Iretsy kandidà namana izay mbola milaza ihany koa fa manohy ny tolona ary mitaky […]
Adihevitry ny kandidà : nahemotry ny Ceni ny fifanatrehana
Nahemotra amin’ny 13 novambra ny adihevitry ny kandidà saika ho natao halina, tao amin’ny haino aman-jerin’ny fanjakana TVM/RNM. Tokony ho nifanatrehan’ny kandidà isany, i Andry Rajoelina sy Randrianasoloniaiko Siteny ary Raderanirina Sendrison izany. Tsy raikitra tamin’ny ora farany ary nahemotra. Tokony ho notanterahina, omaly halina tamin’ny 8 ora, ny adihevitra […]
Vonoan’olona feno habibiana: mpanangom-bokatra hita faty tao anaty kirihitr’ala
Hita faty novonoina tamin’ ny fomba feno habibiana ny raim-pianakaviana iray tao Maladialina Antsahapolisy, kaominina Bevonotra, distrikan’i Sambava, afakomaly. Mpanangom-bokatra misehatra amina lavanila ity niharam-boina ity. Nihosindra izy ka ireo ra niparitaka tamin’ny lalana no nahataitra ireo mpandalo tany an-toerana. Narahin’ny olona ilay ra niparitaka ka nifarana tao anaty kirihitr’ala […]
TSELATRA
Naiditra am-ponja vonjimaika ny dimy tamin’ireo olona voasambotra nandritra ny hetsika fotsy ny sabotsy teo. Eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana kosa ny dimy hafa raha nosokajiana ho vavolombelona ny olona iray tsy ampy taona. Raha tsy misy kosa ny fiovana, ny 9 novambra 2023 ho avy izao ny fotoam-pitsarana azy ireo. […]